Hoax Gasy

1. LazaRandri ( 01/03/2006 22:16)
Manandrana hoax indray ry "zalahy" fa antomotra ny fifidianana!!!
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:05
2. Fiffi ( 02/03/2006 04:38)
3. bozimanga ( 02/03/2006 09:05)
fa inona kay zany hoax gasy ?
4. ds ( 02/03/2006 11:22)
bozimanga:

fa inona kay zany hoax gasy ?


Tsaho aely amin'ny aterineto.


5. xxx ( 02/03/2006 11:48)
ataovy aloha ny anao dia alefaso eto ny aperçu dia ho hitanay eo ny tohiny.
ary toa i LazaRandri indray no tena tsy mahita asa dia eto no mitady? fa angaha sarotra tokotrany kay ny mitady asa e? hahaha hi, averiko aminao ny teninao e!!!
ovay ilay business fa aza ny olona no mody atao kaly eo e! Dia tokony tany @ dinika TETIKASA SY VINAVINA no iresahana raha tsy an'asa fa tsy ato no miditra fa sao dia fanina.




6. LazaRandri ( 02/03/2006 15:54)
Loza tokotrany fa tena tsy mahita asa mitsy izaho io d eto no mitady. hahaha. =))

hmmm...tsimaintsy ahazo spam ihany ra-HM iny anjoany. hahaha!
7. lapino ( 02/03/2006 23:30)
Fantatro ve i xxx io sa diso aho lé?! :-w
8. LazaRandri ( 02/03/2006 23:35)
Lapino angaha mahita ny mihafina sa mpitsikilo? Za ihany io ka! hahaha. Amin'izay fanina daholo! hahaha =))
9. pissoa ( 03/03/2006 05:54)
Zah kou mahafantatra :-w
10. LazaRandri ( 03/03/2006 15:19)
iny koa ary Pissoa fa fanina! hahaha
11. Fiffi ( 05/03/2006 07:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2146