fivarotam-boky sy trano printy

1. LazaRandri ( 01/03/2006 22:27)
misy manana adiresy aterineto ve ny librairies sy imprimerie eto Madagasikara? Azo anaovana achat en ligne sa tsy azo itokisana? hahaha =))
novalian'i Fiffi ny 02/03/2006 06:18
2. Fiffi ( 02/03/2006 04:38)
fa nahoana kosa moa no tsy azo hitokisana ?8O
3. LazaRandri ( 02/03/2006 04:50)
za ange tsy ni-affirmer oe tsy azo itokisana fa nanontany e? hahaha.
Ny antony nampanontany ahy dia betsaka ny tsy azo itokisana amin'ny achat en ligne :)
4. Fiffi ( 02/03/2006 05:10)
fa angaha tsy azo hatao hoe manao ilay achat en ligne fa iny ianao ho avy andoha azy avy eo ? satria koa manko an! tsy vitan'ny hoe tsy fahatokisana hiany ilay izy fa ny tena loza dia rehefa azonao ilay zavatra dia tampona eo ny loha fa diso fanantenana satria tsy arakin'ny hitanao t@ boky ohatra.
5. jentilisa ( 02/03/2006 05:46)
Raha ny hitako amin'izao aloha dia tsy manana adiresy internet loatra ny mpivaro-boky afa-tsy St Paul irery saingy adinoko ilay izy...na hay moa ny adiresiko no napetrako tany. Tamin'izaho saiky hanafatra boky. Manandrama ihany fa mety hisy izany ka!
6. LazaRandri ( 02/03/2006 05:54)
Jentilisa> misaotra

Fiffi> Commande angamba no tian'i Fiffi tenenina fa tsy "achat"? Ra afaka tonga mandeha any ve moa atao inona intsony achat en ligne?
7. Fiffi ( 02/03/2006 06:18)
LazaRandria: :-D:-D ka niheritreritra aho hoe "commande" sy "achat" toa miaraka hiany koh! sa ahoana ? satria raha hoe manao komandy ianao dia manao achat zany sa tsy mety miaraka ireo ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.64