lamaody ve sa hadalana...

1. xxx ( 01/03/2006 12:53)
Na mety aretin'ny taonjato faha-21 koa angamba. Betsaka ny vehivavy no milaza fa dia izay no angatahin'ny lehilahy matetika ankehitriny. Mety hoe fanandramana na fitiavana an'ilay mihitsy koa angamba.
Fa na izany na tsy izany dia tantaraiko anareo ny santionany.
Teo ampanaovana dia tera-ita ilay vehivavy. Tsy tao antrano anefa izy ireo no nanao firaisana fa tany ampandehandehanana. Efa mba nanao famantarana ihany ilay vehivavy fa misy fofona kanefa ilay lehilahy sondriana ery, fa rehefa vita ny natao vao gaga ilay lehilahy hoe:... inona ity....?
Ny rano tsy nisy, ny tena naloto, ny lalana mbola lava...
Azonareo angamba hoe inona ilay tiako lazaina, satria inoako fa raha atao mazava be ilay izy dia ho voasivana. T@ nahenoako ilay izy dia nihomehy aho, ary nahatsiaro ilay resaka nandeha teto in-1 andro hoe: "...teo ampanaovana dia terak'etotra"
Fa asa ianareo na hihomehy toa ahy na akory?
Aza mba sendran'ny toy izany ihany fa... loza. Sendra ny tsy nampoizina...
Isrine
novalian'i little ny 06/04/2006 10:39
2. fasaly ( 01/03/2006 13:56)
ny eotra ngah fahotàana ry irsine:-D:-D:-D
fa fofona inona loha lay izy e!??????
kay kay kay! zay vao azoko lay vosoratra hoe "tere-ita" teo ampanaovana ve! hahaha mbola tsy fahenoko ndray iny ka! looooza be zany hahahaha! aza manody ny comme ça:-D:-D:-D
kou tsy naharitra ve ny fofona tao anaty fiara nandritra ny erin'nandro maromaro?????
3. rurik ( 01/03/2006 14:07)
fasaly iza???? irsine:-D:-D:-D
vosorana , tere-hita ve ny dikany , de natao asoavana koa ve sa diso fahazo aho?
4. fasaly ( 01/03/2006 14:16)
rurik kou signé irisine kouuuuuu:cry: diso aho veuh!????:-D
rurik non! tera-tia no tiko soratana teo fa tera-t.i zany hono le supa e! de naloto ny lamba naloto tsy nisy rano hono:°)
handeha hanao fety any anaty ala any kou mou kou tsy hitondra fitaovana harifomba:-D:-D
5. Fiffi ( 01/03/2006 15:17)
xxx : fa maninona aloha ianao no miditra xxx nefa manisy sonia hoe "irsine" ? *fasaly : tsy diso akia ndry an! fa tsy azoko fotsiny hoe miafina @ xxx nefa milaza ny ps-ny @ farany8O
6. fasaly ( 01/03/2006 16:08)
:°) lamaody aky ry fiffi a!
7. Fiffi ( 01/03/2006 16:10)
fasaly: tena laaody tokoa! :-D:-D :-*:-* ndry
8. fasaly ( 01/03/2006 16:11)
fiffi: diso flapy aky a! lamaody fa tsy hadalàna e! :-D:-D:-D manao xxx kanefa mi signé:-D:-D
9. akamatiana ( 01/03/2006 16:35)
:roll::roll::roll::-D:-D:-D
10. zandrikely ( 01/03/2006 18:52)
tay be ko zany le gona a , lamody marina ve
11. fasaly ( 01/03/2006 19:30)
:roll::roll::°)
12. ari.malala ( 02/03/2006 07:18)
hafa kely le tantara!
13. fasaly ( 02/03/2006 11:23)
hihii! hafa mahintsy ry ari.malala a!
aiza kou no hisy tera-t;i zany e!:-D:-D:-D
14. lilbon ( 02/03/2006 12:30)
xxx>tandremo sao enao fotsiny no instable ka mieritreritra zavatra tsiss
15. isrine ( 02/03/2006 14:25)
Atao olondehibe miresaka re e.
Mora azo mihitsy ny tiako lazaina, satria olondehibe isika no miresaka ary eto @ " fitiavana " no nasiana ny resaka.
Raha mba nionona @ fomba fanao mahazatra angamba tsy sendra ny toy izany. Satria na ho teraka izay ho teraka rehetra tsy ho voa be ilay lehilahy fa mety hoe nihomehy fotsiny angamba.
Tsy mampihomehy o.............!
16. vale ( 02/03/2006 21:05)
Mba loza marina izany k'ty:-D:-D:-D
17. xxx ( 05/03/2006 14:40)
asanareo kooooohhh:lol::lol:
18. lapino ( 05/03/2006 14:50)
zandrikely:
tay be ko zany le gona a

=))=))
19. fasaly ( 05/03/2006 19:23)
:-D
20. mamzelkely ( 06/03/2006 11:58)
gravy ko zany k'ty :roll::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6671