Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ethlandgrg
(
28/02/2006 08:11)
maniry ny ahazo fanampiana avy aminareo SVP
voilà, vao nahazo Macromedia Coldfusion MX7 aho, ny tena olana amiko dia tsy azoko mihitsy ny fomba fanaovana ny cofiguration le izy. en plus le izy anglais, koa miangavy atanandro re mba azavao amik...
suite
xxx
(
28/02/2006 06:38)
tsy resaka mananihany ity fa tena mitady aho
tena kofa mitady joba milay aho
ok
mpananihany: s'abstenir
(Nesorina ny adiresy satria tsy fantatra sao dia adiresin'olona no napetrakao... ianao rahateo xxx)
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
suite
répondu par batso le 26/03/2006 14:06
Fiffi
(
28/02/2006 05:53)
SEFAFI
« Anelanelan’ny 6 marsa sy 6 avrily 2007 ny fifidianana » : Namoaka ny famakafakany momba ny fifidianana izay hi filohan’ny Repoblika ny Sefafi ( Sehatra fanaraha-maso ny fiainm-pirenena ) tamin...
suite
répondu par Fiffi le 03/03/2006 05:30
Fiffi
(
28/02/2006 05:41)
KABARY , OHABOLANA , HAINTENY
y « KABARY » : araka ny firaketana dia avy amin’ny teny Maley hoe “kabar” na Jahavanay sy arabo hoe” kabar “ na Soahily hoe “ khabary “ na “ H’abari “ izay filazam-baovao no hev...
suite
Solitikabe
(
28/02/2006 05:01)
Aleo aloha mandeha heritreritra sao tanterak le izy
Lasa ho'a ny saiko, fa miaramila Frantsay no hoe hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka. Dia roa andro aty aorianan'ny nahatongavan'ireo miaramila ireo dia manomboka mody ny vahiny sasany sy ny mp...
suite
répondu par Veloo le 01/03/2006 21:10
watafon
(
28/02/2006 03:46)
Parasy manao palitao maitso
Ahoana no fomba ipetrahan'ny parasy iray eo ambony elefanta roa "en même temps" ?...
suite
répondu par Veloo le 05/03/2006 20:55
Lejim
(
28/02/2006 03:45)
Mpanao politika sy jiolahim-boto
Tezitra be hono ity kofa iray tanaty bus ity ka nihiaka hoe: "Mpanao politika ireto tena manao fisainana jiolahim-boto mihitsy, tsssss..."
Nahatsiaro voatohina izany ilay bandy teo anilany teo ka n...
suite
répondu par Veloo le 03/03/2006 16:52
LazaRandri
(
28/02/2006 02:30)
Gidro
nibahana ny takelaka voalohan'ny ankabeazan-gazety siantifika maneran-tany sy forum ary haino aman-jery ny nahitana karaza-gidro telo vaovao teto Madagasikara tamin'ny herinandro lasa. Isika toa samy ...
suite
répondu par soanja le 13/04/2006 06:57
xxx
(
27/02/2006 22:52)
vola giazan'ny banky
[i]"la loi sur le blanchiment d’argent autorise le gel des comptes pour cause de mouvements de fonds suspects"[/i] rehefa maherin'ny ohatrinona izany? Henoko fa toa hoe adihadiana be hono izao rehef...
suite
répondu par Fiffi le 05/03/2006 07:04
tafita
(
27/02/2006 19:30)
Tena zava-nisy tany France
Niara-niditra restaurant ny mpinamana telolahy fa nifankahita tampoka tany la France Reny malala ,ary Mon Père ny iray tamin'izy ireo ( fa tsy le mon Père fantatrao an ) . Dia nikaomandy ny sakafo...
suite
répondu par Veloo le 02/03/2006 21:19
onjah
(
27/02/2006 18:51)
Fangalampiery
Iza ary no tena mahay fangalampiery indrindra ?...
suite
répondu par Veloo le 03/03/2006 21:10
hery
(
27/02/2006 15:52)
Ireo Tondrom-peo (tablatures)
Tsy niova mihitsy teo ilay hoe tondrom-peo farany tetsy amin'ny ankavanana (takelaka tononkira.serasera.org).
Efa nahitsy dia efa mety tsara.
Dia misaotra an'ireo rehetra mazoto mampiditra tondrom-p...
suite
bandykely
(
27/02/2006 13:06)
Mila fanampiana
Mila fanampiana avy aminareo namana rehetra mba hitafatafa fa mangina sady mangatsiaka ny andro no tsy mahita olona resahina.
Tena mampirediredy ity fiainana ity an!!
...
suite
répondu par dailynews le 28/06/2006 14:58
kala
(
27/02/2006 12:14)
ity mba ianaro
Tafaraka i Mompera sy Pasitera indray andro. Mompera : aiza leity no misy toerana hisakafoanana moramora fa tena noana nefa ny rakitra kely tsy mety angalana?
Pasitera : shhhhhhhh! nareo tony de vari...
suite
répondu par Veloo le 07/03/2006 18:37
kala
(
27/02/2006 12:01)
ankamantatra kely fotsiny
Inona kay no mahasamihafa ny gramera (grammaire)frantsay sy ny fisaraham-panambadiana?
...
suite
répondu par diamondra27 le 15/03/2006 06:56
xxx
(
27/02/2006 09:45)
tia v?
miaraka @na olona ray zay za!zay efa teo @ ray taona sy tapany teo niaraka, milamina tsara alo ny @nay!za tia an'azy ary izy ihany kou tia anahako!
indray andro nefa nisy olona ray zay nahafinaritra ...
suite
répondu par xxx le 30/03/2006 08:43
zakony
(
27/02/2006 09:31)
kof boay bokony nefa mangataka
(hitako tam gazety ity)
Kofy iray bokony be no nisakana an le akama izay
- K'aiza izy zany razokinikely, mbo mangataka am nareo ny tary e!
- SSH, Olona tomady sy bokony be io ve razoky nareo de m...
suite
répondu par Veloo le 03/03/2006 21:12
Fiffi
(
27/02/2006 07:46)
Maha-koditra !
Tsikaritra tato ho ato fa nalaza ny resaka fombafomba malagasy izay zary mifangaro amin’ny fanompoan-tsampy amin’ny ankapobeny. Manalasala amin’ny malagasy sasany ihany izy ity satria toa mbola ...
suite
répondu par Fiffi le 01/03/2006 05:18
Fiffi
(
27/02/2006 07:28)
DIDIER SY MARC
Didier! Didier! Manao ahoana ianao izay?
Didier! Didier! Mbola velona ve?
Sa efa lanin’ny kalalao!
Hay! Hay moa! hay tokoa!
Mbola maro ao Paris ao, ireo boto sy zandrinao.
Izay tsy sasatry, ny ...
suite
répondu par Fiffi le 12/03/2006 19:58
jentilisa
(
27/02/2006 06:59)
lozam-pifamoivozana nampidi-doza!
Nisy lozam-pifamoivozana nahatsiravina tamin'iny lalana nampitohy an'Antananarivo sy Moramanga iny. Nisy fiara citerne nitondra kerosena 30.000 litara maty teo ambonin'ny fiaran-dalamby tany akaikin'i...
suite
répondu par RALANTO le 16/04/2006 09:30
