Mpanao politika sy jiolahim-boto
1. Lejim
(
28/02/2006 03:45)
Tezitra be hono ity kofa iray tanaty bus ity ka nihiaka hoe: "Mpanao politika ireto tena manao fisainana jiolahim-boto mihitsy, tsssss..."
Nahatsiaro voatohina izany ilay bandy teo anilany teo ka namaly:
- Ataovy moramora razoky ny vavan'la an,
- F'angaha elah mpanao politika?
- Zah lesy jiolahimboto aho a!
Nahatsiaro voatohina izany ilay bandy teo anilany teo ka namaly:
- Ataovy moramora razoky ny vavan'la an,
- F'angaha elah mpanao politika?
- Zah lesy jiolahimboto aho a!
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:52
13. Lejim
(
28/02/2006 17:51)
watafon> Lery izany ilay manao grand ecart aminy eto koh! :-D :-D, sady double palitao koa! :lol:
16. watafon
(
01/03/2006 07:01)
veloo, io lazain'i lejim io e! tsy hainao v i Voninahitsy jean eugène e ? =))=))
19. Lejim
(
01/03/2006 15:08)
Ka i Jean Eugene no tsy kobony fa mety mba hain'i Veloo kosa alou i Voninahitsy e! lol
