tsy resaka mananihany ity fa tena mitady aho

1. xxx ( 28/02/2006 06:38)
tena kofa mitady joba milay aho

ok
mpananihany: s'abstenir

(Nesorina ny adiresy satria tsy fantatra sao dia adiresin'olona no napetrakao... ianao rahateo xxx)

Nahitsin'i hery
novalian'i batso ny 26/03/2006 14:06
2. xxx ( 28/02/2006 07:20)
alefaso ary alou ny sary e! fa sao kôfa nofa be kou! tonga de ipitsiho!
3. Fiffi ( 28/02/2006 07:39)
4. mamzelkely ( 28/02/2006 08:00)
de aôna zany no alalana anao:roll:
5. corallie ( 28/02/2006 09:30)
sipa manao aona ary no tadiavinao ary firy taona énao




xxx:

tena kofa mitady joba milay aho

ok
mpananihany: s'abstenir

(Nesorina ny adiresy satria tsy fantatra sao dia adiresin'olona no napetrakao... ianao rahateo xxx)

Nahitsin'i hery



6. soaniary ( 28/02/2006 09:47)
de mba aiz ho aiz zany ny toerana misy ny joba tsy milay satria ny milay ihany no tadiavinao????:o:arrow::arrow:ndry le joba tsy milay:(:(?
7. ravakamalala ( 28/02/2006 10:03)
f(hita hoa ry soaniary, mampalahelo zahay!:snif::snif:
8. pissoa ( 28/02/2006 10:32)
:snif::snif::snif:
9. Fiffi ( 28/02/2006 12:09)
tena kofa mitady joba milay aho
io ary fa tsy nety ilay nametrahanao ny adiresinao , nefa ianao dia miafina @ xxx de ahoana no mba ahafantaran'ny "joba" anao ? 8O
10. Veloo ( 28/02/2006 14:05)
fiffi saika ilaza an'izay mihitsy aho.. IZA NO JOBA handeha hiresaka aminao nefa ary ianao miafona? aiza ny franchise amin'izany... Rehefa tsy tianao ho fantatra ianao hovay ny ps au moins???
11. Fiffi ( 28/02/2006 14:14)
Veloo: ka zay indrindra manko eh! rehefa mba mitady namana dia mba misehohy fa angaha mahay maminany ny namana eh!8O
12. Veloo ( 28/02/2006 16:37)
:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 28/02/2006 16:50)
xxx:inona no atao hoe:JOBA MILAY aminao?:evil::evil:
farito de ho fantatra na afaka mamaly anao ny joba na tsia, de hahafantara ny tsi 1-1 na milay na tsia:-D:-D:-D
14. dox ( 28/02/2006 17:51)
tsy azoko ilay kôzy,joba va ilay tadiavina sa ilay mitady ?:P8)
15. diamondra27 ( 28/02/2006 18:11)
o ra Dox a! vatosoa008 nge mitady namana raha hiditra toi e!(jereo le size eo mabanimabny kelin'ty size ity)
fa ny ato kof le xxx de mitady joba milay

de bonne chance doly ho anareo rehetra mitady e!!!!
16. Fiffi ( 28/02/2006 19:53)
diamondra: ka tsy hay intsony raha joba na kofa na xxx aiza re zany eh! 8O8O8O
17. Veloo ( 01/03/2006 20:55)
dia atao-tsika oe jobakofa izy e:wink:
18. ari.malala ( 02/03/2006 06:47)
:roll:
19. Fiffi ( 02/03/2006 08:10)
jobakofa sa kofajoba ? inona no tsaratsara kokoa ? :-D:-D:-D:-D
20. ikalakintina ( 02/03/2006 09:19)
salut!, mitenena ranga ianao ra xxx we joba sa kofy a!,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3115