Tena zava-nisy tany France

1. tafita ( 27/02/2006 19:30)
Niara-niditra restaurant ny mpinamana telolahy fa nifankahita tampoka tany la France Reny malala ,ary Mon Père ny iray tamin'izy ireo ( fa tsy le mon Père fantatrao an ) . Dia nikaomandy ny sakafo dia samy nihinana ary samy nahatsiaro ho voky tsara .. hi hi hi .. Dia hoy le anankiray hoe ary le dessert ahoana ry nama , dia samy nijery izay ho kaomandina . Dia nisy hoe fruit de la saison.. Tena izany angamba hoy ny anankiray no halain'ny bandy , dia nanaraka ny roalahy sisa fa hatao mitovy ny dessert , kanjo nony niala avy tany les fruits de la saison dia goavy telo sobika kely no nentin'ilay madama fa tsy nampoizin-dry zalahy fa goavy anie les fruits de la saison , tsy nisy nihinana ry zalahy na iray aza , hoy ny anankiray , raha goavy dia dakam-potsiny any aminay io ....
répondu par Veloo le 02/03/2006 21:19
2. Fiffi ( 27/02/2006 19:56)
:-D:-D:-D
3. akamatiana ( 27/02/2006 19:59)
:-D:-D:-D:-D
4. lapino ( 27/02/2006 20:48)
:-D:-D:-D
5. Veloo ( 27/02/2006 20:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. jennifer2 ( 28/02/2006 00:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. watafon ( 28/02/2006 03:50)
:-D:-D:-D
8. kala ( 28/02/2006 04:42)
=))=))=))
9. Solitikabe ( 28/02/2006 05:05)
ahahahahahahahaahahahhaa
10. Fiffi ( 28/02/2006 05:09)
tapaka daholo ny tsinainy rehetra :-D:-D:-D tsy misy mahateny , tsy misy mahavolana fa dia :-D:-D:-D
11. watafon ( 28/02/2006 05:20)
aza mahavoa ny goavy manta !!!!
12. lanto ( 28/02/2006 06:18)
Tena zava-nisy tany Mada :)
Nisakafo tany amina fetim-pianakaviana le rangah, tsy tena hoe tambanivohitra be an! Fa nony hoe haroso ny desera, dia gaga izy fa tsy mety tonga ity desera nampanantenaina ka farany nanontany ny teo akaikiny hoe fa inona ihany le desera. D hoe ilay akondro teo e! D tezitra be izy hoe "akondro ve ho desera fa tsssss ..."
13. watafon ( 28/02/2006 07:22)
:-D:-D:-D fa inn hono ry lanto?
14. lanto ( 28/02/2006 07:30)
akondro = akondro :-D
15. mamzelkely ( 28/02/2006 07:38)
de refa lany ny goavy de mihinana ankondro zany hi-compenser-na :°)
16. watafon ( 28/02/2006 07:45)
lanto , ary nolazaiko fa akondro ange izy teo e! hay v akondro e!!!:-D:-D:-D
17. maelys ( 28/02/2006 09:06)
tafita < :-D:-D:-D
lanto < =))=))=))
18. sonwin ( 28/02/2006 09:16)
8):-D
19. pissoa ( 28/02/2006 10:09)
:-D:-D:-D:-D
20. Veloo ( 28/02/2006 15:51)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1103