vola giazan'ny banky
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
27/02/2006 22:52)
"la loi sur le blanchiment d’argent autorise le gel des comptes pour cause de mouvements de fonds suspects" rehefa maherin'ny ohatrinona izany? Henoko fa toa hoe adihadiana be hono izao rehefa manao versement na dia vola kely aza!
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:04
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
3. fijo
(
03/03/2006 04:40)
tsy misy hoe hoatrinna,fa rehefa ahiahiana dia tsimaintsy adihadiana,ary raha tsy marimpototra ny niavianay dia voageja ao
![](https://avatar.serasera.org/a450975d19943b656ab881c3004ec828.jpg)
5. LazaRandri
(
03/03/2006 15:22)
hahaha! ary toa nisy namadika ho xxx ilay zavatra nosoratako teto le? hahahahaha! c'est de la bonne blague =))