Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bandykely, milahatra araka ny daty
bandykely ( 09/07/2013 07:58)
Raison de vivre: resaka filozofika
Manao ahoana daholo isika mpisera, Tiako mba hifanakolozana aminao ny fanontaniana mipetraka amiko amin'izao fotoana izao: [b]inona no atao hoe sambatra amin'ny fiainana? [/b] Manan-janaka tafita ve... tohiny
bandykely ( 27/02/2006 13:06)
Mila fanampiana
Mila fanampiana avy aminareo namana rehetra mba hitafatafa fa mangina sady mangatsiaka ny andro no tsy mahita olona resahina. Tena mampirediredy ity fiainana ity an!! ... tohiny
novalian'i dailynews ny 28/06/2006 14:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0962