ity mba ianaro

1. kala ( 27/02/2006 12:14)
Tafaraka i Mompera sy Pasitera indray andro. Mompera : aiza leity no misy toerana hisakafoanana moramora fa tena noana nefa ny rakitra kely tsy mety angalana?
Pasitera : shhhhhhhh! nareo tony de variana @ fanaovana kônfesy fotsiny fa tsy mba mampiasa kôkô mihitsy.
De nitantara i Pasitera.
Pasitera : misy restaurant zay nandehanako farany fa tena voky zà vao niala teo nefa tsy nandoa vola akory.
Mompera ::?:
Pasitera : nokômandiko daholo ny sakafo zay tiako...hatrany @ desera...
Efa lasa daholo ny mpiasa rehetra - ny seza sasany efa niakatra teny ambony latabatra - ny mpiasa efa nihavitsy : zà mbola teo...
Tamy @'izay ilay mpandroso sakafo haka ny vola zay tokony haloako.
Tsotra ny valiny : efa naloako t@'ilay namanareo efa lasa hoy aho...
De lasa zà nody
-= mbola mitohy =-
novalian'i Veloo ny 07/03/2006 18:37
2. pissoa ( 27/02/2006 12:18)
=))=))=))
Kala aaaaaaah, ela be le tohiny :roll::roll:
3. kala ( 27/02/2006 12:20)
tohiny :
Raikitra ary fa hiaraka hanao an'ilay fika izy mitsamy.
Nokômandina daholo zao karazan-kanina rehetra zao.
Efa lasa indray ny olona hafa - ny mpiasa sasany efa lasa nody toy ny fanaony.
Tamy indray mpiasa hafa fa tsy le t@'ilay indray andro an!
Saika mba haka ny vola izay tokony haloanareo fa ny mandray vola efa lasa nody...
tsy nihambahamba Mompera namaly :
oadray! efa naloanay t@'ilay namanareo teo rangahy ity â! ny famerim-bola zao no andrasanay haverina aminay hatao frais "taxi".

4. sonwin ( 27/02/2006 12:22)
:-D:-D tsy ratsy ka:-D:-D
5. pissoa ( 27/02/2006 12:26)
:-D:-D:-D:-D
6. ari.malala ( 27/02/2006 12:50)
andray :-D:-D
7. Lejim ( 27/02/2006 12:57)
tsss, :-D ndao zany fa samy ho fetsy ratsy doly ireto mpitarika fiangonana koh :-D
8. dadabe ( 27/02/2006 13:09)
:°):°):°)
9. mamzelkely ( 27/02/2006 13:15)
=))=)) tiko beuu =))
10. Fiffi ( 27/02/2006 15:24)
:-D:-D:-D:-D
11. Ralay ( 27/02/2006 17:10)
Nin sa iza no tinjy beu ry mamzelkely =))=))
12. aly ( 27/02/2006 17:30)
Nareokosa mamely pasotera sy mopera be lotra
Fa ovay hoe sipa manja be ilay pasitera dia bandy bogosy ilay mopera
Ho hita eo ny tohiny
13. akamatiana ( 27/02/2006 17:57)
kaiiiiiii milay kosa fa zany wee aiza kosa hisy damopra sy dapasy hanao an'zany euuuh!!:-D:-D
14. Veloo ( 27/02/2006 18:11)
15. watafon ( 27/02/2006 18:25)
:-D:-D
16. Veloo ( 27/02/2006 19:10)
8O8O
17. tafita ( 27/02/2006 19:20)
Dia mianara an'izany tokoa elahisany fa raisim-potsiny amin'izany eo fa andron'ny fivoarana anie izao e, hita daholo na ny zavatra rehetra na mbola tsy miposaka aza ...hi hi hi
18. xxx ( 27/02/2006 19:58)
sady ohatran'ny tsy lojika fa mba blagy fotsiny. Misy ny mpandray vola fixe fa tsy miovaova izany :roll::cry::x
19. Fiffi ( 27/02/2006 19:58)
20. watafon ( 28/02/2006 03:54)
xxx efa nahita blagy lojika nga ise ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354