ity mba ianaro
48. sasa
(
02/03/2006 04:45)
mamzelkely andao hiaraka d any am Gastro no manao an'io hi hihihih sady any be olona be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
51. Veloo
(
02/03/2006 21:21)
sasa a aiza zany Gastro zany kay?
wata eeeeeee mbola tsy norma njy ko :-D:-D
wata eeeeeee mbola tsy norma njy ko :-D:-D
54. watafon
(
04/03/2006 16:21)
veloo, tsy itanjy tkotrany njay v? njy kou tsy a la pazy mitsy k !!!:-D:-D
56. watafon
(
05/03/2006 16:08)
veloo, zany v? efa haiko k !! misy gastro pizza doly ange zao eran'ny tanàna e : analakely,atanimena,ivato d tsy tadidiko intsony,....
57. Veloo
(
05/03/2006 21:02)
ay pizza ilay izy aty tsy misy gastro zany ko
papa john's, domino's, pizza hut, ect zany ny aty:-D:{
papa john's, domino's, pizza hut, ect zany ny aty:-D:{
58. zoklbfkfk
(
06/03/2006 06:40)
milay fa lasa resaka toerana azo ihinana daolo ny sopapa azo ato ko:wink:
mandeha eny Ivato zany ny androany
de mandray avion ndray hoany @ veloo sa:-D:-D:-D:-D:-D
tsy misy mandoa vola fa maka famerim-bola aza no tena mety =))=))=))=))=))
mandeha eny Ivato zany ny androany
de mandray avion ndray hoany @ veloo sa:-D:-D:-D:-D:-D
tsy misy mandoa vola fa maka famerim-bola aza no tena mety =))=))=))=))=))
