ankamantatra kely fotsiny
1. kala
(
27/02/2006 12:01)
Inona kay no mahasamihafa ny gramera (grammaire)frantsay sy ny fisaraham-panambadiana?
répondu par diamondra27 le 15/03/2006 06:56
17. kala
(
28/02/2006 04:53)
milay zany fa mahay grammaire française daholo ny mikambana eto. sady tsy mbola nisy nisara-bady=))=))=))=))=))=))=))
fa saingy mbola tsy eo ny valiny ê!:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
fa saingy mbola tsy eo ny valiny ê!:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
18. Solitikabe
(
28/02/2006 05:06)
An'i Kala inona ary no maha samy hafa ny sokatra sy ny totozy? dia valiako io an'i Kala io
