ankamantatra kely fotsiny

41. dadabe ( 03/03/2006 16:30)
ity koa aza mba misy " inona no maha samy hafa

an'i pissoa mitondra tomobila sy i solitikabe

mitondra fiara


humm Jereo eto:°)
42. Veloo ( 03/03/2006 16:55)
:-D:-D:-D ty dadabe ty tsssss
wata ka inn ary e?
43. pissoa ( 03/03/2006 17:48)
Odry, inona indray ity hakondranan'i ledada ato ity kle :-w:-w
Nefa haiko tampoka ny valin'io

i solitikabe mitondra fiara mahataratara be an'i bedada :roll::roll:
44. Herimiafina ( 03/03/2006 17:58)
Anjekaky oo :{:{:@:@
45. watafon ( 03/03/2006 18:08)
bedada, za mahay: ny fiaran'i pissoa porche, d ny an'i solitika b 404 baché ! wééééééééééééé !!!:-D:-D
veloo, samy handoavana IMPOTS nefa ny valiny e!!!:-D
46. Veloo ( 03/03/2006 21:11)
wata zany ve?
pissoa ie zay mihitsy retsy a:-D:{:-D
47. watafon ( 04/03/2006 12:10)
veloo, k tsy marina kosa ary v zany e?
48. dadabe ( 05/03/2006 01:15)
kiiii ary veloo hoaa mikontr ahy foana:(


pissoa > i pissoa mitondra fiara =tafiditra tsara ao anaty fiara , fa i solitikabe mitondra fiara ..."hummm REY RAZAKO OO :°)
49. Veloo ( 05/03/2006 03:02)
dadabe:-D:-D:-D:-D:-*
50. watafon ( 05/03/2006 16:09)
:-D:-D:-D fa aiza tkou lou i solitikabe e?
51. Veloo ( 05/03/2006 21:06)
8O njy ko nga mitady an;i sltkb?:-D:-D
52. xxx ( 06/03/2006 10:36)
zà koa efa nahazo ny sarin'i solitikabe fa tena milay an! :wink:

mba valio @'izay ry kalan'ity fa ela sa avoaka ny sarinjy vao hiteny=))=))=))
53. pissoa ( 06/03/2006 10:49)
dadabe, iny indray no tsy hitako kle =))=))=))
watafon, taiza kou no nahitanao ny fiarako? :roll::roll::roll:
Herimiafina, elah mianatranatry ny mifoka kay an :-w:-w
54. watafon ( 06/03/2006 13:41)
pissoa, tena marina nga le izy ? :-D:-D:-D no tsatohako fotsiny k !
veloo, tsy mitady azy za k !:-D
55. pissoa ( 06/03/2006 14:06)
Hihihi, zah aza gaga amin'ny hoe i wata nahita ny fiarako nefa zah tsy manana fiara akory knou :-D:-D:-D
56. kala ( 06/03/2006 14:13)
amin'ny gramera française de ny lhl (masculin) no mitondra ny baolina fa ny fisaraham-panambadiana de ny vhv no mi-jôngla azy =))=))=))=))=))=))=))=))=))


taiza ko no nahitanareo we henjana zà :wink:

misaotra @ fiarahana mihanihany :-D:-D:-D:-D
57. Veloo ( 06/03/2006 17:50)
wata a zany ve?8O soa dia tsy miteny ny marina:-D:-D:-D
58. kala ( 07/03/2006 07:07)
:-D:-D
59. pissoa ( 07/03/2006 14:25)
kala:
amin'ny gramera française de ny lhl (masculin) no mitondra ny baolina fa ny fisaraham-panambadiana de ny vhv no mi-jôngla azy
Zany ve, hihihi =))=))=))=))
60. Veloo ( 07/03/2006 18:38)
8O:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0729