ankamantatra kely fotsiny
21. mamzelkely
(
28/02/2006 07:45)
ts haiko hilaina ny grammaire amin rédaction ny fisaraha-mpanambadina8):P:-D:-D ts hay re :roll:
24. pissoa
(
28/02/2006 10:19)
Ny ahy ilay fanontanian'i Solitikabe no haiko de zah zany tsy hamaly :°):°)
29. kala
(
01/03/2006 12:17)
solitikabe >tsy mety miasa ny kôkô -ko raha tsy voavalinareo ny anà kty...:-D:-D:-D
sady zà tsy manana sary milay be:-$
sady zà tsy manana sary milay be:-$
37. watafon
(
02/03/2006 16:50)
Inn ary no mampitovy ny chien de salon sy ny poste tv couleur? ze mahay mahazo ...
38. Veloo
(
02/03/2006 21:22)
tena tsisy valony mihitsy retsy ry onjah adalainy eto fotsiny isika :-D:-D
samy ao @ salon ireo ry wata a :-D:-D
samy ao @ salon ireo ry wata a :-D:-D
