Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bozimanga
(
24/02/2006 03:45)
ANKAMANTATRA KELY.
Velon-taraina t@ sipany hono ity bandy iray raha nihaona izy roa ka hoy izy ;mijaly aho rehefa tsy eo anilanao fa:
Ny maraina aho tsy mahinan-kanina fa :MANEMBONA ANAO .
Ny atoandro aho tsy mahateli...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:15
navalh
(
23/02/2006 23:32)
mahery Andriamanitra
(l)Moa mba azontsika eritreretina ve ny antony izao fisiantsika izao ' aza asiana rsk philo an!.
tsotra angamba satria tia antssika ANDRIAMANITRA. nahoana izy no atao hoe mahery : satria be fitiava ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:25
navalh
(
23/02/2006 23:17)
izz no diso ary !
:* iza no diso ary @ izy roa ireto
mpivady efa miteraka 1 dia nanana zanaka ampelezana
taty @ sisiny i ramose taty aoriana ka fatatry i ramatoa de mbo nanao koa izy stria hono tsy tantiny ary ...
tohiny
novalian'i gernico ny 19/03/2006 03:23
pissoa
(
23/02/2006 18:58)
Guerre Mondiale
Tamin'ny ady lehibe ony zany an dia nisy miaramila Allemand, niditra tamin'ny trano anakiray, dia nandravarava tao, nosimbasimbainy ny zavatra tao amin'le trano ... dia lasa niakatra hatrany amin'ny g...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:53
fasaly
(
23/02/2006 14:04)
maha- fisa-pitombenana
nareo ve tsy mahatsikaritra ry zavavy fa ny fipetrahana ela eo ambony seza manoloana ny écran pc eo foana dia mahafisa-pitombenana brrrrrrr!:evil:
kanefa tsy mety fa otran'ny misy lakoly lay seza hi...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/05/2006 10:38
zefalah
(
23/02/2006 13:41)
ravalomanana
voalaza fa notifirin'olona i rava8
:oops: sorry my president.
ary nangataka t@ zafy alber mba hisabo azy,satria ny fony no voan'ilay bala.
tsy nanaiky anefa iangah zafy.
zay no izy e....refa tia t...
tohiny
novalian'i madera2 ny 17/04/2006 17:58
colar
(
23/02/2006 11:26)
mitady akama
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih...
tohiny
novalian'i njakal ny 15/05/2006 12:07
Fiffi
(
23/02/2006 10:26)
Vahinala
Vahinala aaaaaaaa !!! :(:(:(:(...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 17:06
vatosoa08
(
23/02/2006 10:09)
Mila namana
Mila namana tena namana,25 à 30 ans.Hifampitafatafana e sy hizarana izay mahasoa koa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 20:30
Fiffi
(
23/02/2006 05:42)
Tonga ny nandrasana
Tapitra hatreo ny resabe izay nataon’ireo milaza azy ho mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Niantso ny mpanao gazety ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana omaly teny amin’ny Lapam-panjakan...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:26
zefalah
(
23/02/2006 03:29)
fanotaniana
:oops: menatra be za refa miditra ato.
otran'hoe sarimbavy.
fa zao: mba saika anotany ndray ra azo atao e.
a we we!!!
aminareo jogasy(rozin'i gasikara)
nareo vhv, tsy anakanavaka.
mba azonareo ...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 01/03/2006 16:28
petakorona
(
22/02/2006 20:44)
lehilahy mitomany
Tsy haiko na efa nahita lhl nitomany ianareo na tsia. Inona no zavatra mety hampitomany azy?
Nahoana na dia malahelo ny lhl dia tsy sahy mitomany?...
tohiny
novalian'i bellla ny 19/04/2006 19:55
BEBENZ
(
22/02/2006 19:24)
SOIREE RECREATIVE
TIA MILANONANA VE IANAO(NAREO)???...
tohiny
novalian'i zaihany ny 20/04/2006 12:24
tooki
(
22/02/2006 19:03)
Kalon'ny Fahiny :lol:
Mbola misy mpanakanto mikolokolo ny kalon'ny fahiny fe eto Parisy eto... sa efa very sy lanin'ny taona?
Raha sendra misy ... lazao aho......
tohiny
novalian'i tooki ny 02/03/2006 19:25
routa
(
22/02/2006 17:15)
mangataka torohevitra
mananjanaka aho te hiditra ao centre de formation de foot ball zahay nefa tsy mahalala ny adiresy tokony hidirana sao mba misy afaka anampy azy de misaotra mialoha mangataka torohevitra koa izy.
ny t...
tohiny
novalian'i routa ny 28/02/2006 03:28
sedra
(
22/02/2006 16:40)
MANGATAKA HEVITRA
INONA no atao raha tsy mety velona ny maha lhl?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:47
kala
(
22/02/2006 15:50)
Herin'ny ody fitia
Tsy haiko aloha na eto no tokony hataoko ity resaka ity na aiza fa resaka matotra ilaina ady hevitra matotra izy ity. Hoan'izay tsy hamaly fa hananihany dia manao fotoana isika @ manaraka any @ hatsik...
tohiny
novalian'i laal ny 25/09/2017 02:46
Lejim
(
22/02/2006 14:16)
Nahazo tehaka…
- Neny a ! Izaho nanao fampisehoana tery amin’ilay hôtely gasy tery de notehatehafan’ny olona rehetra tao …
- Inona no fampisehoana nataonao tany ?
- Nandihindihy teo anoloan’ireo olona a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:55
mamzelkely
(
22/02/2006 11:50)
fahazahoana....
ts haiko na mety fa teny vôzah ty navadiko teny gasy aa:
nisy ankilahy kely hono niazakazaka tany am reniny sady nikikika hoe:
- neny a, neny za nahita an le akoholahitsika nanao in-10 androany.....
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:56
hery
(
22/02/2006 10:09)
Ho an'ny artista vao misondrotra
Anisan'ny tanjon'ny eto amin'ny serasera.org ny mampahafantatra ny artista vao misondrotra. Izany rahateo no nanaovana ny Radiovazogasy.com izay mandefa ny hiran'ireo artista ireo amin'ny alalan'ny in...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/02/2006 16:43
