fahazahoana....

1. mamzelkely ( 22/02/2006 11:50)
ts haiko na mety fa teny vôzah ty navadiko teny gasy aa:

nisy ankilahy kely hono niazakazaka tany am reniny sady nikikika hoe:
- neny a, neny za nahita an le akoholahitsika nanao in-10 androany...
de namaly ny reniny:
-anadana lazao ny rainao zany fa ho azony..

lasa aza le bandy kely:
-dada a, dada za nahita an le akoholahitsika nanao in-10 androany..
- de tam na akohovavy iray ve??
de oziz le bandy kely:
-non
de oziz ny rainy
- hayyy, andana lazao ny reninao zany fa ho azony..:°)
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:56
2. ari.malala ( 22/02/2006 11:51)
tsy azoko ky aaaaaaaaa
3. maelys ( 22/02/2006 12:02)
=))=))=))

ka le ramatoa zany mitady an le dadany hanao in-10
de le rangahy manao @ olona betsaka be de tsy mahavita in-10 am le ramatoa
4. ari.malala ( 22/02/2006 12:07)
=))=))=))hay v e! ary za zany ko ann=))=))=)) mora mahazo refa azavaina ela!!:oops::oops:=))=)
5. mamzelkely ( 22/02/2006 12:23)
mahavita mana in-10 zany le rangah fa ts am vhv iray ee:-D:-D
6. sonwin ( 22/02/2006 12:47)
:^):^):^):-D nefa raha atao amin vhv iray io misy levona mihitsy kle:°)
7. ari.malala ( 22/02/2006 12:51)
ny inona no atao @ vhv iray alo fa tsy mahazo resaka ndray ny tara train e:oops:
8. cutie ( 22/02/2006 12:55)
le in-10 ry ari.malala, sa tsy zany izy io ry sw :-D
9. sonwin ( 22/02/2006 13:12)
ie zay mihitsy, voalazanao:-D
10. ari.malala ( 22/02/2006 13:19)
hay v e :-D:-D:-D:-D vita v zany kle!
11. diamondra27 ( 22/02/2006 13:37)
sao de mba avy nifoha ary ari; 'zany fa toa sady tsy mahazo resaka ariii no tsy mahazo resaka atiii :-D:-D:-D
Makà aina tsara aloha akia njy a!
12. Veloo ( 22/02/2006 15:07)
ari a zako aky tsy ni-copmy raha tsy nazavaina apres a:-*
13. Herimiafina ( 22/02/2006 15:27)
Tena efa henoko io klé!
Rangitin-dramatoa foana rangahy hoe jereo ny akoholahy impolo isan'andro ary enao?
De hoy rangahy mantsy ny tompon'ny akoho hoe: hono hoa ramosé, le impolo isan'andro ve toujours avec la même poule?
De Hoy ilay tompon'ilay akoho hoe: bien sur que non!
De faly ery rangahy nanatsafa ny vadiny avy teo! hehehehehe=))=))
14. Fiffi ( 22/02/2006 16:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. Veloo ( 22/02/2006 16:48)
:-D:-D
16. kala ( 23/02/2006 05:10)
iny indray no tsi hitako
=D=D=D=D
ka ny lelh eto @saresare ange no tena tokony handini-tena ê!=))=))=))=))
17. mamzelkely ( 23/02/2006 06:03)
ari< mila maka migy njay njy ty ry ari ka marina eee ts mahazo resaka lava :-D:-D

kala< fa manin ky ny lhl eto am serasera tokony handini-tena8):-D:-D

sw< levona aôna ra in-10 zany k'ty :°):-D:-D:-D:-D
18. ari.malala ( 23/02/2006 06:39)
mamzelkely, alefaso ary le izy fa tena tsy maharaka lava e! tena tsy maharaka ariiiiii no tsy maharaka atiiiiii marina ah zany =))=))=))

diamondra, ts vao avy nifoha aky za fa ts azoko mints le izy ra ts efa nazavaina a:oops:
19. mamzelkely ( 23/02/2006 07:49)
asaivo anjaman rams anjy zany de azonjy le izy we hay zay le blagin mamzel :wink::°):-D:-D:-D
20. ari.malala ( 23/02/2006 12:41)
:oops::roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2056