fahazahoana....
21. naritsimba
(
23/02/2006 13:38)
aza kely ati-doha tahaka ny akoho ihany oà.
Ary aza manaiky hitovy @ akoho indrindra ny akoho vavy.
hihihihih
Ary aza manaiky hitovy @ akoho indrindra ny akoho vavy.
hihihihih
23. lapino
(
23/02/2006 19:23)
Miady vintana amin'ny akoho marina le ramatoa ko! De rehefa mahazo "ma poule" avy eo dia azony! =))=))
26. kala
(
24/02/2006 06:12)
mamzel â! eto @ hatsikana ange zao tsika ê!
jereo ny tenenin'i lapino we miady vintana @ akoho ê! sendra ze coq du village kou vao taitra...:-D:-D:-D:-D:-D
tsika kou ve hoampianarin'ny akoho ê!
jereo ny tenenin'i lapino we miady vintana @ akoho ê! sendra ze coq du village kou vao taitra...:-D:-D:-D:-D:-D
tsika kou ve hoampianarin'ny akoho ê!
27. mamzelkely
(
24/02/2006 07:33)
kala a :roll: ie haiko fa eto am hatsikana sy lalao tsika za ko nge mbô milalao ee:-D:-D
29. Herimiafina
(
24/02/2006 19:20)
Tsy ampy loazy mihintsy hoa e! Akoho avy koa tsiriritina klé! hehehehehe=))=))
32. kala
(
25/02/2006 09:38)
toa resaka tsôda tampoka ndray ny ato k'lé. Akoho lahy sy vavy mifan....=))=))=))=))
