Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i navalh, milahatra araka ny daty
navalh
(
02/03/2006 16:24)
mbo vonjeo za!
za dia mitady doc na adress-na trano-kala misy ireto zvtr ireto::-D
-management et leadership
- gestion de projets
dia mba ampio anie za azafady e!azonao alefa @io solonanarana io na @ rranv...
tohiny
novalian'i rolland1000 ny 01/08/2006 10:23
navalh
(
23/02/2006 23:32)
mahery Andriamanitra
(l)Moa mba azontsika eritreretina ve ny antony izao fisiantsika izao ' aza asiana rsk philo an!.
tsotra angamba satria tia antssika ANDRIAMANITRA. nahoana izy no atao hoe mahery : satria be fitiava ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:25
navalh
(
23/02/2006 23:17)
izz no diso ary !
:* iza no diso ary @ izy roa ireto
mpivady efa miteraka 1 dia nanana zanaka ampelezana
taty @ sisiny i ramose taty aoriana ka fatatry i ramatoa de mbo nanao koa izy stria hono tsy tantiny ary ...
tohiny
novalian'i gernico ny 19/03/2006 03:23
navalh
(
21/02/2006 02:53)
mila akama za
za! de mitady akama hifamp'zara traikefa oh: fianarana , fitiavana , fiainana @ alln'ny ty site ty fa tsy hoe @ vie man'tolo an! zay mbo vonjeo e!...
tohiny
novalian'i stanl ny 08/06/2006 08:32
