izz no diso ary !

1. navalh ( 23/02/2006 23:17)
:* iza no diso ary @ izy roa ireto
mpivady efa miteraka 1 dia nanana zanaka ampelezana
taty @ sisiny i ramose taty aoriana ka fatatry i ramatoa de mbo nanao koa izy stria hono tsy tantiny ary tsy nampino azy hoe ramose dia niodina kay .
valio@ rranvl@yahoo.fr raha azo atao fa maika be za hihaino azy. v'loma
novalian'i gernico ny 19/03/2006 03:23
2. lapino ( 23/02/2006 23:59)
Lé ramatoa! :wink::lol::lol:8)
3. Veloo ( 24/02/2006 01:42)
le rangaha:P
4. fijo ( 24/02/2006 04:17)
samy diso e,
"lozan'izay ipohiran'ny fahatezerana"ralehilahy io,
nefa"aza mamaly ratsy ny ratsy koa"ravehivavy io.
5. sasa ( 24/02/2006 04:44)
hé hé hé hé hé samy diso izy 2 fa le lehilahy aloha no diso voalohany e! fa na d izany aza tokony miala fotsiny rehefa tena tsy zaka fa tsy manao valifaty otranzany:D:D
6. Fiffi ( 24/02/2006 05:45)
fa maninona no valiny @ io adiresy io fa tsy eto ?
samy diso eh!
7. kala ( 24/02/2006 05:54)
:?: in ty?
Io ndray an! matoa aloha amiko misy olona roa miaraka : efa mifankatia izy.
Ataoko fa ampy hoan'ny ankilany sy andaniny ny fitiavana ifanomezana na eo @ lafiny rehetra : fifampikarakarana ara-materialy, teny mamy, tambitamby hatrany @ firaisana ara-nofo aza.

Matoa zany mandeha miodina ny iray na lahy na vavy : mety tsy hainy ny manome na mandray ny tokony ho izy eo @ fiarahana.... Nefa tsy vaha olana ny fandehanana miodina zany aloha amiko...Dônky,diso zay mandeha manao zany...:wink:

Eto aloha de diso daholo. raha lhl no mijery de tsy maintsy hiteny we ny vhv no diso. Dia mifamadika @'izay raha vhv np miteny.
ARy hoan'ny vehv na mihodina aza ny lhl, tsy atao ifaninanana izany....Mila compréhension sy fandeferana kely ê!
Ary koa azo atao tsara ny mifanakalo hevitra
sns...raha azoko atao ny miteny we manao jery todika
sy miara-mibanjina ny hoavy...am-pitiavana be (l)

Rehefa tsy mety intsony ny hitohizan'ny fiarahana : misaraka ê! tsy mila valifaty araky ny tenin'i sasa=D

Any an-kafa ndray manorina fitia : de manova famindra / ny toetra tsy mety esorina, ny tsara tazonina
8. ari.malala ( 24/02/2006 07:58)
Samy diso izy roa amiko. Samy diso satria tsinona tokony nilaza ny fisian'io zaza taloha io t@ vadiny @zao fotoana ilay lhl, d le vhv tsy tokony namaly faty satria tsy fanahinian'ilay vhv taloha anie no hovoafitak'ity lhl ity e! ary tsisy tsinin'ilay zaza mints ao anatin'ny tantara!
9. zefalah ( 24/02/2006 11:17)
le ranga :lol:
10. Ragadona ( 24/02/2006 15:16)
Le ramatoa mifaninana amin ny hadalana, efa hita fa lalana mankany an kady dia hoe za ko mba ho any
11. Veloo ( 26/02/2006 19:06)
zaany ve?
12. sipagasy ( 26/02/2006 19:36)
ny fitia hono toy ny ketsa e!!!! dia mahaiza manohy e!
13. kala ( 27/02/2006 06:44)
sipagasy > afindrako ny anà raha tratran'io cas io.:wink:

ragadona > ka tsotra ange ny vahaolana ê! aza mandeha mankany an-kady ny lhl ê!
14. gernico ( 19/03/2006 03:23)
sao de mba i kala sy i navalh ry reto ireo an ???? HA HA HA HA !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872