mila akama za

1. navalh ( 21/02/2006 02:53)
za! de mitady akama hifamp'zara traikefa oh: fianarana , fitiavana , fiainana @ alln'ny ty site ty fa tsy hoe @ vie man'tolo an! zay mbo vonjeo e!
novalian'i stanl ny 08/06/2006 08:32
2. anyzany ( 21/02/2006 04:12)
Ahoana daholo e !
Akama ohatrin'inona no tena mahaliana anareo ? Ary inona no tena traikefa tena tianareo hifanakalozana e !
3. petakorona ( 21/02/2006 04:18)
:°):°)
4. Fiffi ( 21/02/2006 05:22)
aiza daholo ianareo ry zalaha fa mba mitady akama i navalh eh!
5. bozimanga ( 21/02/2006 05:45)
rehefa namana eto @ serasera dia akama daholo ry navalona afaka manome toro-hvt + trikefa mahafa-po anaao eo @ lafiny rehetra .
6. vatosoa08 ( 23/02/2006 10:13)
Marina ny an'i bozimanga zany ka,fa misy akama mamaitaka kosa aloha e
7. ari.malala ( 23/02/2006 12:19)
anyzany:

Akama ohatrin'inona


Tena neveriko fa hoe akama ohatrinona le voasoratra d naika gaga b ah we nga ny akama amidy =))=))



8. bemanga ( 06/03/2006 16:55)
za de mila namana, hifampizara ny rehetra izay mitranga eo amin'tsika roa,
9. ratsikitsiky ( 08/03/2006 11:27)
za d mila namana mahatoky sady mahay miara-miaina amiko é(tsika2 io an!)tsikitsiky lava an!!!!!!
10. xxx ( 13/03/2006 06:46)
ny a ny tsy azoko d le hoe fiainana@alin'ty site ty? fa miaina ngah ty site ty @alina sa maninn a?
11. Fiffi ( 13/03/2006 09:29)
xxx : tsy azonao ilay resaka ," amin'ny halalan'ny "
na @ alalan'ity site ity no tiany lazaina eh! :)
12. todisoa2 ( 18/03/2006 06:33)
navalh:

za! de mitady akama hifamp'zara traikefa oh: fianarana , fitiavana , fiainana @ alln'ny ty site ty fa tsy hoe @ vie man'tolo an! zay mbo vonjeo e!


Slt
Za ko d mtady namana hotra nareo. Vonona hifandray za @ lafiny rehetra zay nkôzinareo teo.Bye


13. zaihany ( 20/04/2006 12:36)
ny a tonga de namana milay b no tadiavko le tss massosotre§
14. texe ( 27/04/2006 12:44)
fa aiza enao e? zany zay e!
15. stanl ( 08/06/2006 08:32)
vatosoa08:

Marina ny an'i bozimanga zany ka,fa misy akama mamaitaka kosa aloha e

fa akama inna no tena ilainao tena namana s namanamna

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1935