mbo vonjeo za!

1. navalh ( 02/03/2006 16:24)
za dia mitady doc na adress-na trano-kala misy ireto zvtr ireto::-D
-management et leadership
- gestion de projets
dia mba ampio anie za azafady e!azonao alefa @io solonanarana io na @ rranvl@yahoo.fr
Dia misaotra mialoha e!:*:?:
2. LazaRandri ( 02/03/2006 16:30)
ry zalahy amo amin'ny MIT manao "open course" fa raha ny fahalalako azy toa resaka teknika. http://ocw.mit.edu/OcwWeb/index.htm ihany aloha sao nisy managment dia mahasoava e!
3. scorpion ( 03/03/2006 07:04)
midira google dia ampidiro ny mots cles fa mahita be dia be
4. Fiffi ( 04/03/2006 06:30)
dia ataovy tsirairay fa ahita mihintsy ao an!
5. botity ( 21/04/2006 11:34)
www.blueportal.org
fa en anglais
6. rolland1000 ( 01/08/2006 10:23)
navalh:

za dia mitady doc na adress-na trano-kala misy ireto zvtr ireto::-D
-management et leadership
- gestion de projets
dia mba ampio anie za azafady e!azonao alefa @io solonanarana io na @ rranvl@yahoo.fr
Dia misaotra mialoha e!:*:?:

midira ianao ao amin'ny http:/www.google.com
dia avy eo manaova recherche hoe
management and leader ship
de vita

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0792