Herin'ny ody fitia
101. kala
(
13/03/2006 04:31)
bilak > raha miteny we misôtra de hoy enao hoe "tsisy fisaorana".:wink:
Ny tena mahaliana ahy ange dia ny hoe olona any lavitra any ve de hahavita zvt iray hanereny olona iray ho tia azy / izany hoe eritreritra nandalo taorian'ny resadresaka teny rehetrateny io.
Fa tena tiako aloha le sijé ê! sady mandefa ody kely ihany aho hamalianareo azy:twisted:
bilak ve i.....????:roll::roll::roll::roll::roll:

102. bilakarenjy
(
13/03/2006 07:31)
kala>tena vao maika atsofokao lalina izy izany,fa hezahiko hovaliana ihany ;"raha toa ka efa nisy takaitra navelanao tany na nisy zavatrao mbola any dia hanan-kery foana ilay ody fa amin'ny endriny hafa indray ,ohatra :lasa manonofy ratsy foana ianao,na lasa mahita zavatra hafa ivelan'ny zavatra hitanao na tena misy fiovana hitanao mihitsy eo tontolom-piainanao ,io ilay hoe fanaiga-lavitra ,izay tsy mifidy tanàna na faritra fa dia mihatra foana .Ny tiako ho tenenina amin'ilay takaitra dia hoe :efa nisy olona nanisy ody fitia anao tany dia mbola manan-kery foana iny na dia niala lavitra ny tanana aza ianao .Tsy afaka iny raha tsy manota fady ianao satria zavatra nambolena ilay izy dia tsy maintsy esorina hatramin'ny fakany mba tsy haniry intsony .Ary eo no tena mahaloza ity ody fitia ity satria tena mivadika zavatra hafa mihitsy ny fiantraikany any amin'ilay nanisy ody fitia raha toa ka miezaka ny hiala amin'ny ilay ody fitia ilay olona voany .
kala>raha andefa ody ihany ianao dia ilay tena mamy be sy ilay matsiro be alefa dia aza atao antsinjarany fa ataovy ambongadiny:-*:-*;-);-),dia hoy aho hoe :aza mbola misaotra aloha e!,fa am-pitiavana be fotsiny dia ampy .

104. bilakarenjy
(
14/03/2006 08:25)
tsy dia izany loatra fa betsaka loatra ny tian-ko fantatra :-@:-@dia lasa za sy izy sisa no miresaka eto 8):°)
105. kala
(
14/03/2006 11:27)
bebe > :? migafy resaka fotsiny klé :evil::evil::evil:
bilak > zà aloha dia azafady raha miverina eny @ teniko teny ambony hoe tsi mino an! saingy liana be zà anazavanao azy.
:wink:ie tena le teny mamy,angoty,tsikitsiky,fitsinjovana azy amin'ny zvt kely pitsopitsony ireny aloha ny anà no tena ody fitiako ê! sady ampiana vavaka marain-tsy hariva mba hiorenan'ny tena fitiavana.:-$
de lasa tia be izy de lazainy na lazain'ny manodidina azy fa voan'ny ody fitia...:-w:-w:-w:-w
zany hoe mila mandalina zany fa tsy miteniteny foana sa :?:
bilak > tena milay ny adi-hevitra...
raha mbola misy hafa te-hiresaka, maninon moa no tsy resahina daholo... 8)

106. bilakarenjy
(
14/03/2006 15:43)
ilay ody teneniko eto dia tena ODY alaina any amin\\\'ny mpimasy .
Ny mahatonga ny ody ho ODY FITIA dia ny fitambaran\\\'ny zavatra nalaina tamin\\\'ilay olona kendrena (sary na rovi-damba na singam-bolo na piti-drora na vovoka tamin\\\'ny dian-tongotra na kasoky tananao tamin\\\'ny vera na zavatra hafa na ny fofon\\\'aina ...)sy ny zavatra afangaron\\\'ilay mpimasy miampy ny fanasinany amin\\\'ny teny tsy fantatra eo amin\\\'ny toerana efa voatokana amin\\\'izany .Alohan\\\'ny hanaovan\\\'ilay mpimasy ilay ody dia mametraka fanontaniana izy hoe :sitra-ponao ve sa tsia no hanaovanao ity zavatra ity.Dia manomboka eo no manakery amin\\\'ilay olona asiana ilay ody fitia na aiza misy azy na aiza raha toa ka eny no valin\\\'ny fanontaniana napetrak\\\'ilay mpimasy.Manankery foana io ody fitia io na dia lasa lavitra aza ilay olona asiana ,satria mbola misy ny momba azy any amin\\\'ilay olona nanao ny ody fitia ,ary dia ataony amin\\\'izay tiany atao fa ny fisehony no tsy mitovy arakaraka ny misy anao .Vakio tsara ireo efa nazavaiko eo ambony ireo fa mifampitohy tsara ireo sady tena nofintinina ny fanazavana azy fa tena lava be raha ho hazavaiko eto raha tsy hoe manokatra dinika vaovao .Noho izany raha toa ka voan\\\'ny ody fitia tena ody fitia ka hiala aminy dia ny manantona mpimasy ihany no fanafodiny .Tsy hain\\\'ny dokotera io ,ary tsy hain\\\'ny vadinao koa fa ny mpimasy ihany ,fa saingy misy fiovana kely ilay olona avy eo ,izany hoe :na mety hiova kely ny sainy na ny toe-batany na ny fiainany andavanandro dia torak\\\'izany koa ilay nanisy izay voa mafimafy kokoa noho ilay nasiana .Dia manomboka eo koa ny fidirambolan\\\'ilay mpimasy .Ao tsara daholo nareo a!.dia alefaso indray ary ny hevitra mitosaka ....

107. kala
(
15/03/2006 12:16)
mazava be ange zany ry bilak ê!
refa tsy misy ifandraisana direkta zany hoa detsisy atahorana :D
raha sary zany mety hovoan'ny ody ilay olona.:-w:-w:-w
de ahoana ny hevitrao raha hoe ivavahana ilay olona voan'ny ody fitia (alaina devoly ohatra tsy haiko):?:

108. bilakarenjy
(
15/03/2006 13:13)
ny vavaka aloha dia tena fahavalony mihintsy ary tena mila ezaka sy fanolorantena sady mila miady mafy mihitsy satria ny devoly sy ny fanahy masina no mifanandrana .tsy vitan'ny olona kely finoana ny fanasitranana olona voan'ny ody fitia ,torak'izany koa ny ambalavelona .Sarotra be ny fandidina raha tsy tena mino an'Andriamanitra tanteraka amin'ny fonao sy ny sainao ary ny fanahinao .
Tsy azoko ilay hoe :ifandraisana direct ry kala fa azavao tsara

110. bilakarenjy
(
18/03/2006 17:54)
ny sary aloha dia tena talentan-dry zareo mpanao mosavy ,ary tsy haiko hoe ahoana ny tena ataony sy karakarainy fa tena mahagaga mihitsy ny herin'ny maizina .Tsy mampino ry kala ny zava-miseho ,ary io sary io no tena be mpanao .
Izay no ilazaiko fa raha tsy mahita tsy mino ,fa raha mbola tsy nahita dia aza mino .
ary misy mampanahy an'i kala ve no dia maka toky be toy izany ianao e!,sa tena .......

111. kala
(
20/03/2006 05:28)
bilak > hummmmmmmmmm
zà zany hoa tsy nino fa niresaka tamin'ny amana teny rehetra teny... tsy haiko fa lasa te-handalina be zà satria matahotra ny hotratran'ny ody fitia...
Misy olona mampanahy ahy aloha saingy efa noteneniko fotsiny hoe tsy mahery noho ny Andriamanitra inoako zay ataonao any...:wink::-$:-$:-$

112. bilakarenjy
(
21/03/2006 15:20)
efa tsara raha mahatoky an'Andriamanitra aloha ianao saingy araho finoana izany ,dia manaraka izany ,raha toa ka olona tia manao ody ilay olona ahianao dia aleo tsara fihavanana aminy sy mifanaran-tsaina aminy mba ahatsara ny fifankatiavanareo ,fa raha olona mazava kosa dia mifampi-tsodrano tsara ary samia masina an-taniny sy tsy mifanao ratsy ,aleo mpiara-monina mifanisy soa .
113. bilakarenjy
(
21/03/2006 15:22)
tsy te-hanadihady be eto aho sao dia misy resaka mivoaka ka manahirana satria toa mifono zavatra tokony h:-w:-wo vahana ilay mampanahy anao ry kala .:?::?:
114. kala
(
22/03/2006 04:29)
8)refa matahotra enao de ataovy any @ hafatra any amiko fa :-$ fotsiny raha hitanao fe tena saro-pady ny resaka sasany
fa ny sarinao no aza atao any an! :wink:

115. bilakarenjy
(
24/03/2006 15:15)
Aleo za mihitsy no hitanao fa tsy ny sariko .
Dia lasa be dia be ilay izy ,fa sady manao zavatra aho dia tsy hitako ho azy eo ilay izy dia mamorona foana aho ,ka tsy haiko na firy no lasa any na firy.
Mbola vao mizatra amin'ity zavatra ity fa tsy manampotoana firy e!.
Dia lasa za sy ianao no mamarana ity resaka ody fitia ity e!,:-*:-*:-*:-*:-*be.

116. kala
(
25/03/2006 07:38)
misôtra ê! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
rehefa voan'ny ody fitia ve zà tsy hitady toro-hevitra any aminao8) raha tsy hoe :wink:

117. bilakarenjy
(
27/03/2006 06:33)
aza mihafahafa mihitsy ry kala sady tsy ho voan'izany ody fitia izany ho azy eo fotsiny ianao aloha e!,sady za koa mbola eto hanoro anao izay tsy azonao ,OK!.
119. olihe
(
10/07/2014 10:49)
bilakarenjy:aona kay natao ra tratran ny ody fitia ny vadiko
kala>tena vao maika atsofokao lalina izy izany,fa hezahiko hovaliana ihany ;"raha toa ka efa nisy takaitra navelanao tany na nisy zavatrao mbola any dia hanan-kery foana ilay ody fa amin'ny endriny hafa indray ,ohatra :lasa manonofy ratsy foana ianao,na lasa mahita zavatra hafa ivelan'ny zavatra hitanao na tena misy fiovana hitanao mihitsy eo tontolom-piainanao ,io ilay hoe fanaiga-lavitra ,izay tsy mifidy tanàna na faritra fa dia mihatra foana .Ny tiako ho tenenina amin'ilay takaitra dia hoe :efa nisy olona nanisy ody fitia anao tany dia mbola manan-kery foana iny na dia niala lavitra ny tanana aza ianao .Tsy afaka iny raha tsy manota fady ianao satria zavatra nambolena ilay izy dia tsy maintsy esorina hatramin'ny fakany mba tsy haniry intsony .Ary eo no tena mahaloza ity ody fitia ity satria tena mivadika zavatra hafa mihitsy ny fiantraikany any amin'ilay nanisy ody fitia raha toa ka miezaka ny hiala amin'ny ilay ody fitia ilay olona voany .
kala>raha andefa ody ihany ianao dia ilay tena mamy be sy ilay matsiro be alefa dia aza atao antsinjarany fa ataovy ambongadiny:-*:-*;-);-),dia hoy aho hoe :aza mbola misaotra aloha e!,fa am-pitiavana be fotsiny dia ampy .
120. laal
(
25/09/2017 02:46)
vivi:
slt,za mtad ody fitia fa lasan'olo n sipako ze ef niarak ela tamko ar tiko averin amko nje