Herin'ny ody fitia

81. Veloo ( 02/03/2006 20:55)
kala a inn moa no maharatsy an'izany ? tsara ka...:wink:
82. kala ( 03/03/2006 04:36)
raha resahana ny fialonana : manin no mialona???
satria tsy mahay mankasitraka ny zara sy tendry omen'Andriamanitra ka mijery ny an'ny hafa ka tonga mankahala ny anjara tandrify ny hafa ve?
dia lasa mamboly toetra ratsy ao anaty ka mahatonga azy hialona ve?

tsy mahay manadihady lahatsoratra zà na gasy aza..:wink:
83. ikalakintina ( 03/03/2006 10:27)
za reto mba vonjeo ody, ody fitia tena marina e!, tiako be mantsy le kofy nefa izy tsy de tena tia ana, efa nivavaka be ho anay za de tsy de tena haiko ny valiny , sa tsy mandaitra ra aty andafy ny ody fitia?
84. Veloo ( 03/03/2006 16:08)
ikala ntsoooooooo ny solution dia mihonona an'izay hanana aky a... rehefa tsy tia-anjy izy ko inn moa no azo atao. Ratsy ny manao ody :-D:-D
85. kala ( 07/03/2006 07:44)
veloo > ngamba tsy tokony hoe kala io fa ikalankitina no iresahanao ê! :wink:

azafady akia fa zà tsy mila fanafody zany ka. Ny olona efa tia anà fotsiny @'izao aza manahirana ko vao mainka ampiana ody.:-D
86. bilakarenjy ( 07/03/2006 15:36)
kala> aza dia midoka tena loatra ianao fa manjary misy mieritreritra zavatra hafa ka izay vao ho loza eo,fa atsipiko ny teny momba io resaka ody fitia io ry kala o!,ho an'izay tsy mino dia aza mino aloha ,fa ho an'izay mino dia mahaiza manàja sy mitandrina .
87. kala ( 08/03/2006 05:47)
bilak > kou marina izany kou:-$

Tsy ilaina manja be kou ange vao hisy mpitia ê!

fa raha voan'ny doy fitia zany zà de fantatro ny manao azy :wink:
88. dadabe ( 08/03/2006 11:46)
zah aloha te hanao ody fitia fa misy sipa reveko ato @ serasera ato e:°)
89. bilakarenjy ( 08/03/2006 13:49)
raha ohatra ka azon'ny ody fitia ianao ry kala ,dia ho fantatrao ilay nanisy ody anao,fa saingy tsy afaka manoatra ianao na afaka miteny fa dia sary vongana fotsiny ka azony ataony amin'izay tiany atao,fa kosa misy ora sy fotoana ahafahanao tonga saina ihany,fa tsy afa-bela aminy mihitsy ianao,ary io ilay mahalatsa-bava ny mpitazana hoe:fa azon'ny ody fitia ve nareo e!,fa kosa matetika dia ilay olona mamely ody fitia no lasa mikororosy fahana sy lasa adala ary mety hiafara amin'ny famonoan-tena mihintsy aza amin'ny farany satria diso miantehitra be amin'ilay ody nefa io ody io dia tsy hanan-kery hatramin'ny farany raha tsy izy(ilay mamely io) no mamahana azy isak'izay tiany atao sy hiseho :?::?:8O8O8O,fa tsy arakaraka izay mety ho fihevitrareo azy akory io ody fitia io ry zalahy o!
90. dadabe ( 08/03/2006 15:27)
91. kala ( 09/03/2006 06:25)
ddb rangahy migafy fotsiny :evil: raha te-hanao ody fitia enao de mankanesa any @'i vivi fa izy milaza fa manana. Ary sao de efa karazana ody fitia ary ity sary miseho etsy sy eroa ity8O8O8O8O8O8O

vivi > omeo soupapa any akia i ddb io fa sao dezay kou no hahahendry azy @'io karazan-tsary io klé:wink:

bilak > ahoana no ahafantarana ilay nanisy ody ê!:roll:
92. bilakarenjy ( 09/03/2006 07:23)
ny tena ahafantarana azy dia 1°-vao mahita ilay olona ianao dia raiki-pitia be avy hatrany saingy tsy ianao no raiki-pitia fa ilay ody no manosika anao ho raiki-pitia ,fa aleo aloha hazava ,2°-manaiky izay teneniny sy izay ilainy ary izay tadiaviny avy hatrany koa ianao saingy mbola tsy sitra-ponao koa anefa ny hanantanteraka izay tadiaviny sy ilainy fa mbola ilay herin'ny ody ihany io,3°-raha azony atao ny manimba anao dia nataony(na lahy io na vavy),saingy ilay ody no manakana azy (ilay nanisy ody io) tsy hanantanteraka izany satria manjary mifototra aminy ny nataony ankoatra ny vokany hiandry azy (ilay nanisy ody io) atsy ho atsy izay tsy maintsy hiseho ary tsy maintsy hivaly aminy .Manarak'izay koa dia misy zavatra mandindona be anao izany nefa tsy hainao ,mbola miasa izay ilay ody ary tena manelingelina be mihitsy .Tsy izaho aloha no efa
93. diamondra27 ( 09/03/2006 11:28)
bilak: mahay an!tapaka le izy
94. kala ( 10/03/2006 05:26)
zà zany toa hoatran'ny voan'ny ody fitia refa tena dinihako kty:wink::idea::idea::idea:

tohizo aloha lay tapaka eo ambony fa sao mba fantatro ihany le olona:-$
95. diamondra27 ( 10/03/2006 09:13)
tohizo hoe ra bilaka fa mahalina , zah toa efa tratran\'i ......ny ody fitia kle :evil:
96. kala ( 10/03/2006 11:30)
bilak > miverena eo haingana enao :roll::roll::roll:
97. bilakarenjy ( 10/03/2006 18:32)
tena tapaka teo amin'ilay tokony ho tohiny ilay izy fa izao e!,tsy izaho aloha no mampiresaka na manao be filaza fa zavatra tena misy ireo teneniko ireo ankoatra ny mbola tsy hitako sy tsy reko satria raha alaina ara-keviny fotsiny dia hoe:tsy mety hisy izany fa tena rehefa mahita vao mahatsapa fa hoe:hay ve ka gateau ihany ny cake e!.:?::idea::idea::idea:.resaka mots de passe iny ry zareo a!.Ka aza mieritreritra izany ody fitia izany fa tena ny fiainanao manontolo no potika ankoatra ilay olona mbola potehinao koa ,ary ny resaka ody fitia dia tena ODY fa tsy hoe :miresaka toy izaho aho dia hoe :io fa voan'ny ody fitia ,tsy izay fa tena ODY mihitsy no lalaovina.Noho izany ry kala dia atoroko anao ny fanafodiny :mahaiza manaja sy mitandrina ny fomba ny hafa ,ary izay tsy tianao atao amin'ny tenanao aza atao amin'ny hafa dia apetraho amin'ny tokony ho hisy azy ny olona mifanerasera aminao mba hisian'ny fiarahamonina milamina OK!,ny fanampin'izay dia anareo indray fa mbola betsaka anie ny tokony ho azo resahina amin'io e!,ary mbola mahita ohatra homena anareo ary aho fa.....:-w:-w:-w:-$:-$,OK! ry kala!,mino aho fa tsy ahatahotra intsony ianao an!.
98. dadabe ( 11/03/2006 04:32)
humm mahay bilak le
99. diamondra27 ( 11/03/2006 06:58)
bilak: humm, bravo e!
zà aloha mahalala fa tena miteny zavapatàny i bilak e!
sy manome torohevitra manokana (ho an'ny olona 1):wink:
100. bilakarenjy ( 11/03/2006 13:10)
*Tsy hoe "i kala" irery akory no tokony ahazo tombotsoa amin'izao resaka ifanaovana izao ,fa isika rehetra ,saingy izy no tena miditra lalina amin'ilay resaka no sady liana koa dia atolotr'azy izay mba kely fantatry ny namana e!.Ao tsara a!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5723