Herin'ny ody fitia

21. fasaly ( 22/02/2006 19:21)
:roll::roll::roll::roll:
22. Fiffi ( 22/02/2006 19:58)
an3 kosa ry pissoa an! tsy hoe lavitry ny maso , lavitry ny fo ka! fa zavatra tena nahagaga mihintsy satria sady tara be t@ io bandy io zy , saropiaro nefa zany no tena hoe guignole eh! tsy endrika , tsy bika , tsy harena! tsy hoe ireo fotsiny koa no andeha hitiavana olona iray na tsy hitiavana fa rehefa misy fo dia mety , saingy indrisy , sady manararaotra no tsy misy ahatahorany fa dia mapiaraka , mikaoty nefa angarian'ny sipa fotsiny nohon'ny maha-guignole azy , saingy mahay mampiseho vola be dia nahazo eh! nefa vola avy taiza ? zaho kosa aloha mino eh! satria efa nahita mihintsy.
23. caprio ( 22/02/2006 21:28)
Efa we efa lany andro be wa zany finoanoam-poana izany fa mba tongava saina @izay ry zareo a
24. Fiffi ( 22/02/2006 22:03)
ka ianao izany mbola tsy nahita dia afaka miteny an'izany :roll::roll::roll: fa zavatra tena misy izany!!! nefa koa moa rarakarakin'ny fihohan'ny rehetra eh!!
25. zandikely ( 23/02/2006 02:32)
Resabe zany zany fa zavatra tsy misy zany. Io rehefa tia dia tia, rehefa tsy tia dia tsia.
26. kala ( 23/02/2006 04:43)
vivi > tsy any no fipetrany fa zao....
Raha misy olona tia an'ilay iray, tena tia.... io tsy misy antony we ahoana fa tiany fotsiny @'izao de misy milaza fa voan'ny ody fitia... Indraindray az le olona tia be iny no milaza we "zà angamba nasianao ody fitia:wink:".
Fa raha izaho manokana aloha tsy mbola nahita izany we olona voan'ny ody fitia zany.
Fitiavana zany ange avy @'Andriamanitra fa tsy we avy @ satana... Rahefatohizana teny hafa izy vao avy @ asan'ny satana ohatra we : fitiavan-tena, fitiavam-bola sns....
dadabe > tsy hoe hanao na efa voa no tiako hambara koa fa nyolona iray ve raha tena lasa raiki-pitia de ho azo fazaina fa voan'ny ody fitia?
Ary raha ny finoana an'izany ndray aloha arakaraka ny tsirairay ê!
Fa raha ny zvt nianarana hatrizay dia izay zvt inoanao no andriamanitrao. za tsy mino donky tsy misy izy amiko. Andriamanitra no inoako = Andriamanitra zany ampy ho ody fitiako, ody tahotro, ody matiko, ody hareko.....
Miala tsiny fa za no nanokatra ny sijé nefa manana ny fijeriko kou izaho....
27. xxx ( 23/02/2006 04:56)
fa ny tena tiako ho fantatra de ity : tena misy ve io? sy ny heriny?
Zavatra efa hitako fotsiny de ity: nisy vazaha britanika zay niara-niasa taminay.Izy tsy hoe ratsy be an! de nolazain'ny :mpiara-miasa tamiko fa danz be io raha hanao ody fitia. Eto zany de lazaiko fa tsy ny gasy ihany no manao io:!:. Azo lazaina fa manao ody anglisy zany izy... De ny ankizy zay mifandray taminy akaiky ary izy t@'izany hono niteny hoe "tsy maintsy azoko io ê! manana fomba ahazoako an'io zà sns...." Zahay aloha zany ekipa sôlida 3 mianadahy mitazana sy mandinika fa tena miaraka aminy tokoa le vehv eritreretiny.....Raha zay zany de misy le izy. ahan!
Ny tena nahatsikaiky de rehefa tapitra ny contrat-ny ka hiverina any @ fireneny izy (août 2000 io). Fa tonga ao @ hotely hiandrasany ny vol-ny hono izy dia te-hiverina any @'ilay sipany farany.De niverina niaraka t@'ny le sipa izy : nahita hevitra hatr@'ny we marary de tsy afaka mi-voyage sns... ka Sept 2000 izy vao tena lasa...Janv 2001 lasa nankany @'ny le bandy le sipa fa nafarany hono fa tsy tantiny ny tsy miaina tsy eo anilan'ilay sipa (l)
Lasa ny fisainan'ny mpandinika we "leiry mpanao ody fitia ndray ve no tratrany sa samy nanao izy sy le sipa sa nisy fitiavana ihany tao"...
Miandry ny tohiny...
28. ari.malala ( 23/02/2006 06:10)
I Ari.malala tsy mino ary tsy hino mandrakizay ny fisian'izany odifitia izany, fa araka ny tenin'i Kala dia Andriamanitra no mahary ny zavatra rehetra dia Andriamanitra irery no mahalala izay mety sy mahasoa ahy. Rehefa misy olona tiako dia angatahiko @ Atra hoe raha mahasoa dia aoka ho tanteraka, rehefa tsy tanteraka moa dia tsy sitrany zany.
29. diamondra27 ( 23/02/2006 06:36)
Ohatran'ny hoe: contradictoire ny zavatra ho lazaiko eto an!
'za manokana aloha de tsy manaiky hoe: misy io herin'ny ody fitia io e!satria raha tena miray @ Atra enao de tsy mandaitra izany
Tsy misakana kosa anefa izany hoe: tsy misy io, satria io de acte avy @ devoly. Ny olona tsy matoky ny tenany, égoïste,...araka ny voalazan'ny namana etsy ambony no mampiasa an'io.
Ny tiako ambara ,de izao, mbola tsy nahita mpisikidy na mpanandro ve ianareo? Misy tokoa io, any dago na aty ampitandranomasina, na aiza na aiza. Misy 2 karazana anefa ny fisehony: ao ireo miseho ho mpitsabo ary ao ireo mpamely(manome ody mba hikorosofahana anao: aretina, ody fitia, fahafatesana, mosary ...)
Rehefa mino an'Atra de tsy andairany , fa ireny minomino ireny no tena andairany.
Ny olona akaiky anao no tokony hahatsapa oe: voadona enao na tsia
Tsy hoe: akory refa mino an'Atra de tsy hisy ny asandevoly, tandremo! tsy midika akory zany oe: minoa an'io an! tsy haiko na azonareo ny tiko lazaina na tsia.
Conclusion: za mahalala fa misy io ary za tsy mino oe handaitra amiko io
Na iza na iza miseho oe: mafy ny odiny refa entina @ Atra io de afany foana.
30. mamzelkely ( 23/02/2006 07:15)
amiko ny ody fitia de le fitiavana atolotr le olona anao de tinao le izy de lasa ts afaka mi-se passer anazy tsony enao de lasa voan ody fitia-ny8)
31. fasaly ( 23/02/2006 07:17)
ny ody fitia tena mandaitra dia ny fahaizanao miangaly ao ampanjiana ihany8)
de fanolorana sakafo tsara nahanjo azy:P
32. soasoafy ( 23/02/2006 07:29)
za klou mbola tsy naheno ol voan'zany e, fa ny tiako hanotaniana ko de hoe"misy koa ve ny atao hoe "tsatoka" zany hoe somparan'ny ol enao de tsy mety manambady mihintsy? de hatraiza ny faharetan'ny heriny?
Natao klou ny tsy hino nefa ny gasy ko misy mahay zavatra an
33. mamzelkely ( 23/02/2006 07:40)
za klou de efa naheno anzany ary namako akaiky mits notratra ee le bandy any ivelany de le sipa nijanona taty dago de natahotra hono le bandy de natao anzany tsatoka zany le sipa fa de ts haiko zay fahamarinany aloha fa de zay ny valiny fanadihadina natao ee:°)
34. fasaly ( 23/02/2006 08:09)
otran'ny hoe ody fitia ihany zany tsy de mampino loatra aky a!, aza avela hitsatoka e!:°)
nahoana no hitsatoka be fotsiny eo......mihetsika de tsy mitsatoka:P
35. kala ( 23/02/2006 08:24)
fa na izany aza zaho manokana tsy mino ê! matoa misy olona ray tiako be de zà mihitsy no efa tia. tsy ilaina amiko intsony zany ny ody fitia.
ary raha tia ahy koa le olona iray : tsy tokony hisy hieritreritra we tratran'ny ody fitia fa izy koa no efa tia....Ary fitiavana tsy avy amin'olombelona fa avy @'Andriamanitra.
Ny heriny le ody fitia zany zao mbola tsy ampy ahy nyfamaritana rehetra.
Mbola miandry foana eto.
36. bozimanga ( 23/02/2006 10:23)
ka inona no antony anontanianao rehefa tsy mino ianao ;Sa te hamorona lohahevitra fotsiny?????
Ny ody fitia anie tsy voatery hoe herin' ny maizina eh fa oh: ny efa voalazan' ny fasaly ery ambony ny fikarakaranao ny olon' iray miaraka aminao , ny fahaizanao manaja azy , manao teny mamy eny hatreny ampanjina hoy i Fasaly.
37. kala ( 23/02/2006 10:46)
azoko tsara ange ny tian'i fasaly lazaina eny ambony momba an'io ê!le fikarakarana sy ny teny mamy
fa raha izany tsy ody fitia zany no anarany ê!
Fa ny tena mahaliana anà de le ody fitia ataon'ny olona ireny... Hoe olona tsy tia azy tereny hoa tia azy sy tsy haharay lamba @ fomba maizina mazava hoazy.
:?:
38. ari.malala ( 23/02/2006 11:32)
bozimanga aza masika fa zay no aleha eto @ forum, hiady hevitra sy hiresaka :)8)
kala, tsy haiko aky fa za klo tsy mino e, misy ny milaza fa mahay an'izany, betsaka ihany koa no henoko fa manao an'izany fa ny fiafaran'ireny olona manaonao foana ireny hono dia lasa mpivoaka laina sy mpanitsa-pasana daolo...
39. mamzelkely ( 23/02/2006 12:07)
fasaly
40. petakorona ( 23/02/2006 13:07)
hono, hono, hono.

De misy sa tsia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.45