Herin'ny ody fitia
61. tovolahy007
(
27/02/2006 01:36)
Manaoana
Tena misy io ody fitia io ry zareo a.Asa ra tadidinareo fa t@ reny mbola nisy ny SN na Service National le vao afaka BACC reny,t@ reny no tena nirongatra be io hoe Ody Fitia io.Ny vehivavy t@ zay no tena mpanao azy satria te hiaraka be @ le bandy SN.Ary io de miaraka @ le fanafody ray zay hoe Fanainga Lavitra,zany hoe asiany io fanainga lavitra io le bandy fa ra vao voa an'io de lasa mihazakaza mafy ho any @ le vehivavy le bandy.Za efa nahita mihitsy tany Ambatondrazaka.Nifanenjehana de nanantsona mpanandro zay vao nipetraka le bandy fa mandrapahatonga ny le mpanandro de midrifana tsy hay atao aoana no sady miteny hoe:tadidiko mitsy le anaran'ny le vehivavy nolazainy io hoy izy hoe,Ho avy za zao de zao Vola a,tsy maintsy tonga any za zao de zao e.Ny zavatra nahagaga t@ zay de izy kainy efa manana fofombady de zahay tsy nahalala hoe fofombadiny anie io miaraka @ nay mitazona azy io de hoy izahay hoe ary izy kosa zany te ho any @ sipa ko,de hoy le fofombandiny hoe ka za anie no miaraka aminy e.
Enjana t@ zay a.aleo aloha ho atreo ndray fa @ manaraka tohizana e.
Mbola ao koa ny Ambalavelona sy ny atao hoe Jangoraka fa tandremo.I Diamondra ve de tsy nahita an'ireo tany na hoe naheno.

62. patrick2002
(
27/02/2006 03:04)
raha miresaka momba ny ODY isika dia zavatra na fomba ,na fihetsika atao mba hifehezana ny olana mipetraka,(haretina ,fiainana) izany hoe ara-batana sy ara-tsaina,Ny ODY,dia fahaizana mifehy,ny lalan'ny natiora,mba hamolahana olana anankiray,misy izy ireny voazava ara-tsiansa,izany hoe voaporofo ara-matematika,ka manaraka ISO,dia lasa varotra avy eo,misy kosa no tsy voazava,ka hiarany lalana no hanaovana azy ho varotra.
63. patrick2002
(
27/02/2006 03:40)
betsaka ny ody, izay mbola tsy mazava ara-tsiansa ,ireny ilay atao hoe ody gasy,misy ny ody varatra,ody folaka,ody fitia,ody afo,marina ireo,misy olona mahafehy ny lalanan\'ny natiora,ka mahay mifehy ireny zavatra ireny,na izy tompony aza anefa tsy mahay manazava azy,fa boriborina fotsiny @ hoe mistery,izy tompony anefa mahay mampita any @ olona izay tiany,ary fidiny satria,tsy tiany sao dia hampiasainy olona sasany @ ratsy ireny zavatra ireny,
eo @ fiangonana dia betsaka ireny zavatra ireny,izay no mahatonga ny vatican,misy hoe le secret de vatican,satria betsaka,ny zavatra mistery,@ finoana,kristianina tsy navoaka ao anaty baiboly,ny vatican no mitahiry,azy ireny satria raha mivoaka ireny zavatra ireny dia manjary hampiasainy olona @ ratsy,fidina ny olona hiresahana azy.Izany no mahatonga ny cardinal hiofana any vatican rehefa voaosotra ho cardinal.
raha ao @ coran no jerena,dia betsaka,ny mistery voalaza ao @ coran,oh rehefa naona ianao dia misy andalana ao @ coran vakina dia tsy mahatsiaro tena naona ianao,raha te hitombo harena torak\'izany,raha marary,sns,raha misy afo ka tianao,notsy ho may handray afo,dia misy vavaka atao,fa tsy ho may ianao na dia mandray afo aza,
Izany no mahatonga,ny fiangonana sasany mivelona @ fahagagana (pantecotista),satria nahafantatra an\'ilay secret ny finoana izy ireny,ka manamparitaka azy,mba hisitonana mpiangona.

64. patrick2002
(
27/02/2006 03:50)
Ny resaka eto dia ody fitia,tena misy io ,izany hoe fomba atao,mba hifehezanao,olona hanankiray,mba hotia anao,misy fomba atao,teny haverimberina,telepathie sns,misy,fangalana ny sarin'ilay olona ,na singambolo, na vovon-javatra atao anaty sakafo sns,manankery ireny satria ny secret n'iny fomba iny izay tsy voazava ara-tsiansa,no,miantefa any @ ilay olona voany.
65. kala
(
27/02/2006 06:38)
hatramin'izao aloha i kala de tsy mino ny na ny fisiany na ny heriny.
Raha fehezina zany hoa dia tsy hisy atahorana ny @ elanelan-tany hoe azon'ny ody fitiandranona i anona itsy.:-D
Mbola mitohy foana ny ad-hevitra ê!

66. diamondra27
(
27/02/2006 11:28)
tovolahy007: efa nahita sy naheno 'za ry tovo ah! haiko tsara io, fa ny olona sasany tsy mino e!
tadidiko mihitsy t@ 'reny SN ireny ka!
loza, loza, fa enjika be an! ary le olona voan'ny ody de manao paozy ohatran'ny lalitra ve efa hitanao koa?
Nahita zavatra maro 'za e! fa aleo mangina!
Fa zà oa tsy mino oe mandaitra amiko io an!fa mino za fa misy le izy

67. diamondra27
(
27/02/2006 11:36)
iza marina no tena atahoran'i kala @ 'ty oe: miapita ranomasina 'ty e!
Tsy mino indry nefa hummm @ fomba fiteny misy contradiction an!
Mandaitra foana io na aty ampitan'ny ranomasina aza e! raha tsy zany de inona fotsiny no ataon'ilay oe: mpanao ody gasy ao France(nisy dinika hitako momba io oe: mitady olona mpanao fanafody gasy eto France...)
sao de hanao ody fitia ary kala klé
Patrick: marina io voalazanao io e!
ny ody fitia aza nge tena misy resaka voretra be 'zay fa tsy azo lazaina eto e! hummmm
jerijero ihany ny any ambany ondana ry zalahy a! araka io lazain'ny namana etsy ambony etsy:-D:-D:-D

68. booboo
(
27/02/2006 12:11)
zà mino fa drogues zao no ampiasain'ireny mpahay ody fitia ireny. Dômazy fa mbola tsisy mana-pahaizana nieritreritra ny handalina ireny raha ataon'ny mpimasy sy ny dadarabe sy ny tariny ireny fa mety hahaliana a !
69. kala
(
27/02/2006 12:40)
diam > ny fatahorako ny olona hanao ody fitia amiko no tena mampanontany anà an'ireo raha tsorina ny resaka...
Fa na zany na tsy zany aloha de tena ivavahako mafy tsy ho voany ê!

70. booboo
(
27/02/2006 13:00)
sady mivavaka no mitandrina fa tsy hainao na ny veranao nipetrapetraka n'importe où io no nasian'ny sasany vovoka kely bizarre dia voa enao zay ( drogues ouz ny sasany dia ody ouz ny sasany rehefa hitan'ny be sy ny bobaka fa bizarre enao avy teo )
72. zoklbfkfk
(
28/02/2006 07:43)
tena namaky fostiny aloha zaho vao hiresaka.
mety efa voaresaky ny namana teny ambony fa hofeheziko hoan'i kala.
Misy ry kala ny ody fitia. Ny heriny ve? hoatrany habetsaky ny rivotra manidina fohinao isan'andro io. Ary tsy kely lalana ny ratsy fa @ fomba rehetra mihitsy no ahazoan'ny devoly manao izany...
Eny fa na reny silipo mihahy eny an-tokotany reny aza de ahafahan'ny hafa manao izany. Tsy voatery mandray na mikasika reny izy fa de vitany tsotra izao ny manao ody @'ireny...
Ny any amorontsiraka eto Mada dia be ny ol no manao ody fitia. Ary ry zareo dia mitsotrawe tsy mamosavy an-kanina zahay fa mila lehilahy tia anay :wink:
Ka mitandrema ihany raha tsy ho voany..
njy aza niteny hoe Andriamanitra nenjy ny ody fitianjy k'inona ndray no andefasana saina lavitra ê!
Ary eto @ serasera eto koa misy tsy mazava :-w:-w:-w
Ary raha misy manao ody fitia virtoaly de ahoana tokoa moa....
raha mitombina io de tena hanao mihitsy aho ka ! @ mam...

73. diamondra27
(
28/02/2006 17:24)
booboo: iny drogue (comprimé)iny indray aloha de zavatra hafa e! entina hi-viole-na le sipa iny no tena marina
kala: de ataovy masaka tsara ny finoanjy an'Andriamanitra fa io an! tsy misy mahay manompo tompo roa fa ny iray ho tiany ary ny iray hankahalainy.
Fa raha miroa saina njy de facile ny andairan'ny ody. OK!aza matahotra aky a!mivavaka njy de vita io§
ao fa hivavaka ho anjy 'za mba tsy hiahiahy intsony njy e!
manjary tsy afaka miaraka @ kof tsony njy fa oe: sao de manao ody fitia eo ary 'ty kof 'ty? kanefa tokony tsy hieritreritra an'izany

75. kala
(
01/03/2006 11:12)
misaotra anareo rehetra aloha zany @ le torohevitra ê!
diam > zà akia tena tsy tia zavajavatra asiana finoanoam-poana zany....misaotra @'le vavaka ê!
Misy ol aza manao we lokon'akanjo zao anaovana fa mety @ vintanao sns...manao itsy sy iroa...
Nenà vao mainka ny mifanohitra amin'iny no ataoko e!
Donky raha ody fitia zany toa tsy handaitra aloha amiko satria le ol manao azy mino an'io fa raha izaho ndray : mbola hoela!
Sady tsy handaitra ê!
veloo > zà hoa tsy mino sady tsy ho voany.:wink:

76. bilakarenjy
(
01/03/2006 14:36)
ny tena fototry ny ody fitia dia 1°-fialonana 2°-fitiavan-tena 3°-ankasoparana fotsiny tsotra izao.Inona no antony ?.............alefaso indray ny adi-hevitra sy ny famakafakana .
77. ikalakintina
(
01/03/2006 21:23)
za indreay te hanao ody fitia raha mahita olona manao zany nareo, andramana hoe mandaitra ve sa tsia, mba teneno za oe aiza no misy manome le ody
79. bilakarenjy
(
02/03/2006 15:24)
kala>tena mahafinaritra be ny miresaka aminao satria hitako liana be sy te ahafantatra tsara ny momba ny ody fitia ianao .aleo tohizana eto ihany ny resaka fa manjary tsy azon'ny olona tsara raha vao manokatra vaovao indray .[url]ny tena fototry ny ody fitia dia 1°-fialonana 2°-fitiavan-tena 3°-ankasoparana fotsiny tsotra izao.Inona no antony ?.............alefaso indray ny adi-hevitra sy ny famakafakana .
80. diamondra27
(
02/03/2006 15:43)
fialonana:raha ohatra ka misy sipa iray zao kotin'i kof nefa misy sipa iray tara t@ le kof de mety raketiny io ody fitia io= ankasoparana ataony sady tsy ho ahy no tsy azy = vonoany le kof
fitiavantena= eo @ fiarahamonina indray iny, le voisin ohatra manana fiainana milamina noho le sipa ...