ravalomanana
1. zefalah
(
23/02/2006 13:41)
voalaza fa notifirin'olona i rava8
:oops: sorry my president.
ary nangataka t@ zafy alber mba hisabo azy,satria ny fony no voan'ilay bala.
tsy nanaiky anefa iangah zafy.
zay no izy e....refa tia tena.
voalaza koa fa hipetraka ao anaty rova iangah ravalo
ary efa namboariny mandraka miadana mba hipetrahiny.
zany ve?
manotany tena aho hoe: moa ve ravalomanana mbola anisany taranaka mpanjaka no anana ZO hipetraka ao?
moa ve ekenareo ny hipetrahiny ao anaty Rova?
mahagaga,satria i ravalo dia tsy merina pure,ary tsy anisany taranaka mpanjaka nefa mitady hitokamonina etsy mandraka miadana?
mety ve nareo raha hipetraka ao izy?
inona no antony nahatonga azy anamboatra an'io rova io mba hipetrahiny?
zay mamaly mamaly,zay tsy mamaly mela tany:-D

novalian'i madera2 ny 17/04/2006 17:58
5. andry44
(
23/02/2006 14:29)
Manjakamiadana no izy ry Zafa albert fa mandraka miadana a!:oops::wink:
9. andry44
(
23/02/2006 17:37)
Diso kely aho fa Zefa Albert tokotrany:-D:-D:°)
Ny probleme tokony ho vahana izao de hoe: iza no nandoro na nampandro ny Rova?
Jereo anie: firy taona Manjakamiadana no teo ,tsy nihetsika izany(Hanareo ny hiran'ny Mahaleo Bemolanga?) nefa ahoana t@96 no may tampoka teo nefa tsy nisy korontana politika na fihetsiketseham-bahoaka t@izany fotoana?

11. fijo
(
23/02/2006 21:59)
zefa an,mba noheveriko fa olona hafaka hanavaka ny tsaho sy ny resabe ise,nefa diso fisainana aho.
izany resaka izany ve ,raha ny fisinan'ise dia resaka hitombona???????aleo ajanoko eo,fa tsssssss

19. ainga
(
24/02/2006 15:32)
ny resaka henoko rizareo dia hoe bevohoka hono Ravalomanana. Tena azo antoka hono io vaovao io. Marimpototra hono. Io izany ilay aretina voalazan-drizalahy, tamin'ireo fotoan'ny dia nataon'ny Filoha tany ivelany ireny.8O
Miala tsiny, Atoa Filoha fa be tsy mahalala fomba eto. Kanefa, atao ahoana moa, fa i Mohameda aza natao-ndrizalahy kisarisary feno faniratsiràna koah ! Tezidoza ny silamo ka nisy faty olona mihitsy tamin'ny hetsika nataon'ireo tena maherisetra. Hisy sahy hiteny ve eto hoe faniratsiràna ny namoahana io vaovao io, izay averiko fa marimpototra ?

20. Veloo
(
24/02/2006 16:21)
ainga
ny resaka henoko rizareo dia hoe bevohoka hono Ravalomanana8O8O8O ny president ve? :-D:-D:-D