ravalomanana
21. ainga
(
24/02/2006 16:45)
:P:P:P:P:P:P
Nareo koa efa lazaina hoe vaovao marimpototra io. I Adolf Ramasy mihitsy no nilaza io. Hozy hoe " sur la tête de Voninahitsy mihitsy no ivolanako anao zany". Efa marimpototra ho'aho ! Aza manontanitanifoana ry veloo fa mahatezitra a !:wink::wink::wink::wink::wink:

22. landrie
(
24/02/2006 20:31)
vahoaka serasera,milaza fa zefalah tsy nianatra.
mba dinio...moa ve diso io vaovao nomeny anareo io?
mba dinio...moa ve diso io vaovao nomeny anareo io?
26. watafon
(
25/02/2006 17:07)
:-D:-D:-D ity ary no tsy hitanareo kou :
http://dragon2madagascar.over-blog.com/
http://dragon2madagascar.over-blog.com/
27. pitchou
(
26/02/2006 05:09)
tena marina le vaovao io ka! tô we zany no nahatonga an'lery nande tany ivelany fa wain be raha eto no manao IVG! tô we i i wata sa iza tsara moa hono no nanao le fikarakarana azy e!:-D:-D:-D
28. watafon
(
26/02/2006 07:02)
pitchou, izany tokoa! vao tonga izy d tany amiko fa za tsy nandray fa b oul b ! :-D:-D:-D
30. watafon
(
26/02/2006 17:06)
k efa oe tsy noraisiko oa d tezitra b d lasa nirintona fa tsy raharahako e!
34. xxx
(
02/03/2006 23:17)
Holasan'i Pety izany hono ny presidentielle manaraka. manerana ny nosy hono izao ny tambatry fianarantsoa
36. michette
(
03/03/2006 20:10)
Raha tena marina kosa hoe, nisy nitifitra ny Filoha, ny fitsaboana ve dia entina @ politika.Angamba kosa tsy rariny raha hoe olona tokony ho tsaboina nefa mandaha ny mpitsabo...
Ny momba ny ROVA: Ny fikasana hipetraka ao aloha dia angamba tsy tokony ho eritreretin'iza na iza satria tsy natokana ho @ izany intsony ny toaerana toy ireny.Saingy eo @ fanamboarana azy kosa, tokony dia tokony, ho fanomezam-boninahitra ny RAZANA @ maha -MALAGASY antsika manaja azy ireny ary koa ho vakoka ho an'ny taranaka amam-para anie ireny e!Ny fanana ny toerana toy ireny dia anisany mampandroso ny firenena iray ary ahafantarana ny maha-izy ny firenena iray.