ANKAMANTATRA KELY.
1. bozimanga
(
24/02/2006 03:45)
Velon-taraina t@ sipany hono ity bandy iray raha nihaona izy roa ka hoy izy ;mijaly aho rehefa tsy eo anilanao fa:
Ny maraina aho tsy mahinan-kanina fa :MANEMBONA ANAO .
Ny atoandro aho tsy mahatelin-kanina fa : MAHATSIARO ANAO.
Ny hariva aho tsy mahalany hanina fa : TE HAHITA ANAO.
Ny alina aho tsy mahita tory fa:........
FA MANINONA ARY IZAY MAHAY?

novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:15
2. sasa
(
24/02/2006 04:00)
Ny alina aho tsy mahita tory fa te-HANAO ANAO=))=))=)) raha ohatra ampiadina rima :-D:-D:-D:-D moa ra tsy miady rima d tsy haiko tsony
6. kala
(
24/02/2006 05:56)
Ny alina aho tsy mahita tory fa efa miandry ny maraina hanembonako anao.:twisted:
7. farah
(
24/02/2006 06:38)
Ny alina izy tsy nahita tory fa niandry anao saody handondona ny varavarana enao ka tsy ho reny raha sendra resy tory izy.
8. watafon
(
24/02/2006 06:58)
Satria noana b fa tsy nihinana mihitsy nadritra ny andro sa ahoana ry bozimanga ?
10. pissoa
(
24/02/2006 07:06)
wata:Izay marina angamba no valiny =))=))=))
Satria noana b fa tsy nihinana mihitsy nadritra ny andro
11. ptichou9
(
24/02/2006 07:15)
FA tsitako mits enao nandritra ny tontolo andro,
na vokaikitry ny moka d ts matory!!!!!
na vokaikitry ny moka d ts matory!!!!!
17. andry44
(
24/02/2006 09:12)
Bravo Kala=D=D=D=))=))=))
ny alina aho tsy mahita tory fa miandry ny maraina HANEMBONAKO ANAO!!=))=))=))
ny alina aho tsy mahita tory fa miandry ny maraina HANEMBONAKO ANAO!!=))=))=))
18. watafon
(
24/02/2006 11:55)
bozimanga :-*:-*:-* za kou nge tsy mahita tory raha tsy mahita anao fôna e!