ANKAMANTATRA KELY.
21. Herimiafina
(
24/02/2006 19:16)
bozimanga:
Velon-taraina t@ sipany hono ity bandy iray raha nihaona izy roa ka hoy izy ;mijaly aho rehefa tsy eo anilanao fa:
Ny maraina aho tsy mahinan-kanina fa :MANEMBONA ANAO .
Ny atoandro aho tsy mahatelin-kanina fa : MAHATSIARO ANAO.
Ny hariva aho tsy mahalany hanina fa : TE HAHITA ANAO.
Ny alina aho tsy mahita tory fa:........
FA MANINONA ARY IZAY MAHAY?
Perta be iznay bandy izany klé, hanina ve atakalo sipa? hehehehe=))=))
24. Herimiafina
(
24/02/2006 21:24)
Iza njay moa izany fosain'i pissoa sy Veloo ato izany e? Mino aho fa izaho izany an! hehehehe=))=))
25. kala
(
25/02/2006 09:03)
nenao kosa ange zany tsy raharahianao ny sipa raha vao mahita sakafo ve de:-D:-D
26. pissoa
(
25/02/2006 12:10)
Herimiafina, aiza kounkou izay mifosa eo? :oops::oops: Fa ndroky ary toa falifaly ery resahinay koo =))=))
27. dadabe
(
26/02/2006 10:55)
hummm nona be fa te ahita an'i solitika be
satria izy nanao miss be
tany antsirabe
izy sy pissoa be :°)
satria izy nanao miss be
tany antsirabe
izy sy pissoa be :°)
28. Veloo
(
26/02/2006 19:46)
dadabe mahay poesie njy..:roll::-D:-D:-D
pissoa ie wa retsy o?:-D:-D:-D
pissoa ie wa retsy o?:-D:-D:-D
31. mamzelkely
(
27/02/2006 12:14)
fa inn fôna aza no ts aritry dadabe am solitika be :roll::-D:-D:-D:-D
33. watafon
(
28/02/2006 07:38)
dadabe:
hummm nona be fa te ahita an'i solitika be
satria izy nanao miss be
tany antsirabe
izy sy pissoa be :°)
de nivanàka i dadabe :-D:-D:-D
35. annie
(
28/02/2006 21:11)
angaha kosa de ho voatery hafahafa ny valiny?
Ny alina aho tsy mahita tory fa tsy hitako enao?na hoe tsy eo anilako enao
satria mbola mpisipa anie izy e! mety tsy mbola miaraka matory @ alina?
ny sasany dia alefa lavitra be le hevitra
Ny alina aho tsy mahita tory fa tsy hitako enao?na hoe tsy eo anilako enao
satria mbola mpisipa anie izy e! mety tsy mbola miaraka matory @ alina?
ny sasany dia alefa lavitra be le hevitra
36. Veloo
(
01/03/2006 19:18)
annie a reo anie lasa lavitra fona ny saina e... nefa eo akaiky eo ny valiny hihihihi
38. pissoa
(
02/03/2006 17:11)
dadabe:
hummm nona be fa te ahita an'i solitika be
satria izy nanao miss be
tany antsirabe
izy sy pissoa be :°)
Ary izay ity vao hitako ... Fa zah azany mbola pissoa kely kooooo :°) :-D:-D:-D:-D
