Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
watafon
(
27/02/2006 05:50)
Elefanta
Nisy elafanta iray niafina tao ambadika vonin-draozy iray d tsy hita mihitsy , fa nahoana ary ?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 06/03/2006 17:50
Fiffi
(
27/02/2006 05:49)
Fiangonana mampitaraina ny manodidina
Misy trano fiangonana iray miorina eo akaikin’ny tsena vaovao ao amin’ny trano fitehirizan’entan’ny orinasa Sinpa taloha, ary dia mampimenomenona ny mponina manodidina ny kotaba sy ny horakora...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:38
Fiffi
(
27/02/2006 05:48)
Tazo any Toamasina , mahatratra 16 no maty
Be midina, ny zoma teo, no nentin’ny manam-pahefana nanehoana fa mandray an-tanana ilay resaka “dengue” any Toamasina izy. Tazo nampisy resabe tokoa, taorian’ny nahenoana fa misy koa izany “...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2006 21:27
akamatiana
(
27/02/2006 00:20)
Bobla!!
Marina veuuh zany fa ny bandy ts mahazo mitonja finday am-posy pataloha aloha fa mahakely Bobla ???:-w:-w nefa tsy zany veuuh vo maika tsara =))=))
...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 20/03/2006 17:40
xxx
(
26/02/2006 19:03)
olana eo @ fanambadina
ahoana no mba fijerinaoreo ty tranga iray ty , mpivady tsy mifanaraka , nifankatia ihanyt@ volohany ,fa avy eo tsy nisy fitiavana intsony ,isakizay misy fifandriana dia tsy misy afatsy o...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2006 19:09
lapino
(
26/02/2006 18:35)
Generiques DA sy Series tv
Ity misy site sendra hitako misy ny génériques-n'ireo dessins animés sy ireo karazana série tv, hatram'le efa taloha be ireny. Misy hira mandeha streaming sy tonon-kira miaraka aminy.
http://w...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/02/2006 14:54
nolalaina
(
26/02/2006 14:53)
Mila valiny
inona no lava no sady enjana be (ho an'ny sasany) ??
(keski est longue et très dure??.... ouz ny vazà lol)...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 15:57
lanto
(
26/02/2006 14:44)
inona ary izany
Zavatra kely miaka-midina ?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:32
Fiffi
(
26/02/2006 13:35)
Flan tsy misy atody
Amin'izao fahatahorana ny hinanana atody nohon'ny grippe aviaire izao dia mba fantatrareo ve fa azo hatao tsara ny fanaovana "flan na fond de tarte" tsy hampiasaina atody ? Inty ary misy recette kely:...
tohiny
novalian'i mira ny 13/04/2006 12:13
rrgmt
(
26/02/2006 13:08)
Manana antoka ny famonjena fa sao dia .....
Na inona 2 aloha ny finoanao, raha tsy manana an'i jesoa ao anatinao ianao, ^nanaiky Azy ho Mpamojinao manokana sy mpanjakan'ny fiainanao dia fotoana lany ihany ny théorie-nao sy ny fivavahanao ê!
...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/03/2006 00:44
Fiffi
(
26/02/2006 10:28)
Fanolanana zaza tsy ampy taona
[u]Inona no tsy voavidim-bola ? [/u]
"Tsy azo anaovana raharaham-pihavanana"
Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanolanana zaza tsy ampy taona, araka ny efa nitareran-tsika azy teto ombieny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 15:46
xxx
(
26/02/2006 10:20)
nuisette
mba tiako ho fantatra we, inona ny couleur-na nuisette na sous vetement mahafinaritra ny lhl, ratsy v raha hotrany leopard ,zany we maramara b sy marron2, nefa za zarazara ?...
tohiny
novalian'i vale ny 01/03/2006 18:48
xxx
(
26/02/2006 07:49)
kino fisaka ny tetezana apoaka
iza ary izany ze mafantatra?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:43
labomba
(
26/02/2006 02:52)
Tsy azo sokafana avant 08.03.2006
Efa hoe aza sokafanaaaaaa!!!!!...
tohiny
novalian'i bebe ny 09/03/2006 13:15
hery
(
25/02/2006 23:16)
Tononkalo vakiraoka aloha
Zava-baovao ao amin'ny takelaka vetso.serasera.org
Rehefa manoratra tononkalo ianao dia tsy voatery tonga dia aseho ho hitan'ny olona fa mbola azonao atao vakiraoka aloha. Amin'izay dia azonao tohiza...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/03/2006 02:26
chrisramana
(
25/02/2006 21:46)
Tablatures hira gasy - Gitara
Manao ahoana daholo,
Misy mahafantra site manana tablatures ( accords gitara ) hira gasy ve ato ?
Izaho vonona handefa hira fantatro.
Ito ny vohalohany :
Kurde / Mahaleo
--------------...
tohiny
novalian'i ako ny 06/03/2006 17:10
onjah
(
25/02/2006 19:46)
Takelaka Ireo Mpianatry ny Lycée Gallieni Andohalo taloha
Manao ahoana,
ity misy takelaka mety ahaliana ireo izay nianatra tao @ Lycée Gallieni Andohalo.
http://lebahutmg.free.fr/
Mba mampatsiahy ny sekoly nianarana taloha e.
Site vao hitako vao ...
tohiny
novalian'i ja ny 21/04/2006 18:22
bilakarenjy
(
25/02/2006 18:42)
kiraro mangirana
andeha vita homana ity rangahy fa ndeha...
tohiny
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 03:05
isrine
(
25/02/2006 13:54)
teny gasy sy vazaha...
Akory aby e!
Fa maninona isika no manao attention @ teny vazaha fa kosa tsy mitandrina ny teny gasy
Raha izany teny ampiasaina eto izany dia mila tsy ho fantatra mihitsy ny hevitra tian'ny namana sa...
tohiny
novalian'i isrine ny 01/03/2006 12:28
diamondra27
(
25/02/2006 11:25)
TRINITE
ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 25/04/2006 00:13
