Takelaka Ireo Mpianatry ny Lycée Gallieni Andohalo taloha
1. onjah
(
25/02/2006 19:46)
Manao ahoana,
ity misy takelaka mety ahaliana ireo izay nianatra tao @ Lycée Gallieni Andohalo.
http://lebahutmg.free.fr/
Mba mampatsiahy ny sekoly nianarana taloha e.
Site vao hitako vao haingana (ny 25/02/2006) fa raha ny fahitako azy dia efa ela ihany ilay izy, dia mba ampitaina @ ireo izay liana, eny fa na dia hanoratra anarana ao fotsiny aza, sy hanisy sary koa hoan'ireo izay manana tahiry.

novalian'i ja ny 21/04/2006 18:22
2. Fiffi
(
25/02/2006 21:03)
tena tsara kosa aloha eh! misaotra anao , eny na dia tsy ao anatiny aza aho fa hinohako fa hafaly ny namana izay ao anatiny , na ny tsy ao koa fa mba nahita zava-tsoa tahak'izao ! misaotra eh! :-*:-*:-*
3. bener
(
26/02/2006 05:27)
Ny tenananay moa zany dia anisany mpianatra teny @lycée Galleni koaé,anisan'ny nahafatarana sy nampiavaka anay teny ny fandraisana anjara amin'ny
fitendrena mozika hardrock isakin'ny misy etsika atao tao @Gal ,zay mba mahalala ny adiresin'i Misa vola dia mba omeo aho, mpianatra teny koa izy io zay prom tamin'izany tonga dia mahakobo azy daholo é 96/98 io

4. dadabe
(
26/02/2006 13:45)
hummm 96/98 izany toa efa tsy tao intsony izahay le
humm tena nahatsiaro ny fahiny aho nijery le liste be dia be , humm nahita anaran'olona marobe , ireo namana fahiny , indrisy manko fa dia mandroso marina ny taona a:roll::roll:
humm tena nahatsiaro ny fahiny aho nijery le liste be dia be , humm nahita anaran'olona marobe , ireo namana fahiny , indrisy manko fa dia mandroso marina ny taona a:roll::roll:
5. RADOUXE
(
26/02/2006 15:01)
Tena misaotra fa na dia tsy tao aza zay nianatra dia matsiaro ny tanana nanalana fanadinana e taintaina zany marna
6. mamzelkely
(
27/02/2006 05:55)
bener< ary enao zany kay iray promo amiko aa za ko 96/98 no teny de ôtrany azoko atsaina iosipa lazainao io tô nianatra niaraka tamiko tao am st michel enfin promotion iray ambaniko izy zany ee nipetraka eny andohalo veuu io sipa io :roll:
mahafinaritra be le izy fa misy an cousineko ao an tonton an sipako :°):-D:-D:-D
mahafinaritra be le izy fa misy an cousineko ao an tonton an sipako :°):-D:-D:-D
7. sipagasy
(
04/03/2006 11:34)
misaotra e! izay mahay ahy ao dia mitonona e!!! dia mba marorata e!!
8. ja
(
21/04/2006 18:22)
ouin!indry mahatsiaro ny tany @ lycée mafy aho mahita ilay sarin'bahut!sady malahelo ny namako aho zany aty an tany lavitra aty.misoatra an'zay nanome an'ilay site aloha.dommage ny akamaron'ny olona misoratra anarany dia efa t@ 76 na 80.tsy mba misy t@ année 2000 v?