kiraro mangirana

1. bilakarenjy ( 25/02/2006 18:42)
andeha vita homana ity rangahy fa ndeha
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 03:05
2. bilakarenjy ( 25/02/2006 18:50)
nisy nanelingelina kely aho dia lasa nitsipaka ho azy ilay soratra ka izao e!.vita homana ity rangahy iray fa hamonjy fety ka ny kiraro sisa no farany karakaraina dia lasa izao .Rehefa mandihy izy dia @ tovovavy manao jipo foana ,sady asiany resaka hoe :"fantatro ny lokon'ny siliponao".Somary taitra ilay tovovavy satria iza no tokony ahalala ny any anatin'ny akanjony any nefa moa liana ihany izy ny ahalala ny valiny ka nanao hoe :inona ary raha hainao ?,dia namaly tsy rototra akory ilay rangahy hoe :mavo.Tena
3. bilakarenjy ( 25/02/2006 19:00)
dia mbola nisy nanelingelina indray dadanareo dia nitsipaka indray ilay soratra ....dia izao ary no tohin'ilay tantara :Tena taitra ilay tovovavy satria marina ilay valin-teny .Fa ahoana kay no nahalalanao ny lokon'ny silipoko ?.Dia hoy ilay rangahy hoe :MISITERY .Dia toy izany no nataony tamin'ireo tovovavy izay manao zipo tao fa tamin'ity tovovavy iray ity kosa dia tena hafa mihitsy ny fihetsiny satria tonga dia natosiny ilay tovovavy !!!!!!....,nahoana izy no nanao izany fihetsika izany ary inona no noteneniny sy fonosin'io MISITERY io?!!!!.alefa ary ....
4. lavatsofina ( 25/02/2006 19:14)
ka kiraro mocassin ilay misy tadiny ve ilay izy ?
5. onjah ( 25/02/2006 20:00)
fonosin'io MISITERY io > Ka efa MISITERY, izany hoe sarotra valiana sy fantarina sa tsy mazava ve izany.

natosiny ilay tovovavy > mety MISITERY angamba no hitany tao dia natahotra izy.:^)
6. bilakarenjy ( 25/02/2006 20:20)
ny sarotra valina aloha dia mety tsy ho izay fa mora fantarina kosa
7. lavatsofina ( 25/02/2006 20:43)
ompa variraraka no noteneniny:twisted:raha ny fahitako io manosika io,asa angamba misy fofona saro-pantarina .Tsentsin-kevitra ny ahy iny :@:-$:-$:-$:-P:-P
8. bilakarenjy ( 25/02/2006 21:04)
aiza kosa ry lavatsofina >dia ho ompa variraraka kosa na dia hoe :niara-nadihy fotsiny aza ,koa raha nisy fofona ve izy tsy efa niova tovovavy hafa manao jipo indray rangahy .
9. Fiffi ( 25/02/2006 21:04)
10. bilakarenjy ( 25/02/2006 21:06)
ary toa gaga sy talanjona be iano ry Fiffi o!.
11. Lejim ( 25/02/2006 21:07)
Tsy nisilipo ilay vehivavy dia noeritreretin'lery hoe misy vaky ny kirarony. lol
12. lavatsofina ( 25/02/2006 21:19)
lejim >tena mety tsy vaky fotsiny fa tena nidekola mihitsy :°):°):D:D=))=))=))=))=)).
13. lavatsofina ( 25/02/2006 21:20)
azoko an-tsaina eto ny pasin'ilay rangahy kle8O8O8O=))=))=))=))=))
14. Herimiafina ( 26/02/2006 01:37)
Tsy mi-deforme be ve le sary eo amin'ilay kiraro klé? Lasa misy masony sy orony ze tsy tokony hisy masony sy orony rehetra any. hehehehe=))=))
NB: mety hisy sofiny koa aza!
15. pissoa ( 26/02/2006 07:58)
:roll::roll::roll:
16. lapino ( 26/02/2006 08:55)
Voahitsak'ilay sipa ny kirarony dia vasoka, de tsy hitan'lery intsony ilay lokony? :-w:-w
17. dadabe ( 26/02/2006 11:30)
:°):°):°)
18. bilakarenjy ( 26/02/2006 12:18)
ny tao an-tsaiko voalohany indrindra tamin'ny vao nandre ity hatsikana ity dia hoe :ahoana ary ny fihetsik'ilay rangahy miezaka mamantatra ny silipon'ireto tovovavy miara-mandihy aminy ,satria tsy maintsy ho slow no handihizana fa raha rock mety ho voahitsaka tokoa ilay kiraro .
19. rebecca ( 26/02/2006 13:34)
pelaka ilay niaraka nandihy taminy tonga dia nahiliny:P
20. lanto ( 26/02/2006 14:03)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.333