kiraro mangirana

21. dadabe ( 26/02/2006 14:10)
:°):°)
22. Veloo ( 26/02/2006 17:39)
rebecca ie :-D
ny kirarony misy fitaratra kely ahafahany mijery ny any ambany rehetra
23. sasa ( 27/02/2006 04:03)
Marina ny tenin'i lejim io an =))=))=))=))=))=))
24. maelys ( 27/02/2006 05:54)
mety hoe nanao pataloha le vhv de tsy hitany tsony le lokon'ny silipiny
25. kala ( 27/02/2006 11:38)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
26. mamzelkely ( 27/02/2006 11:54)
de mbola mistery fôna ve hatram zao le izy :roll:
27. Dezy ( 27/02/2006 17:03)
tsy ny kloty angamba lé sipa de tsy nahita loko lery knou
28. Veloo ( 27/02/2006 18:44)
:roll:
29. kala ( 28/02/2006 05:24)
tsy nislipy izy nefa nandihindihy de hita le....:roll::roll:
:oops:zà
30. watafon ( 28/02/2006 05:33)
:roll::roll:
31. Veloo ( 28/02/2006 16:06)
:roll::roll::roll:
32. bilakarenjy ( 01/03/2006 15:44)
tena nandefa saina toa anareo mihitsy aho hoe:sao dia mba tsy nisilipi ary ilay tovovavy dia tsy hitany lery ny lokon'ilay izy ,saingy mbola misitery hatramin'izao aloha fa ny valiny dia efa manakaiky araka ny voalazan'i lejim io fa mbola tsy tena valiny ....:roll::roll::roll::?::?::?:
33. Veloo ( 01/03/2006 19:14)
zany ve? mbola tsy izy ??? ka inn ary ilay valiny o?
34. bilakarenjy ( 03/03/2006 14:26)
aleo ary ho lazaiko anareo ny valin'ilay misitery nolazain'ilay rangahy :"satria teo am-pandihizana ry zareo no natosiny ilay tovovavy sady niteny izy hoe :HOAY LE!,ARY TOA TATAKA BE NY KIRAROKO LE AZA A!.,ary ny misitery dia ilay kiraro mangirana izay milaza zavatra tsy tsikaritry ny hafa .ao tsaraa!,azonao tohizana any ambadika any io resaka kiraro mangirana io fa dia izay aloha ny amin'iny .Amin'ny manaraka indray miaraka amin'i zenaida .
35. Veloo ( 03/03/2006 16:57)
=))=))=)) zay fotsiny ve ny valony ^^^^
36. watafon ( 03/03/2006 18:45)
bilakarenjy, tsy mazava tsara fa tohizo k !!
37. Veloo ( 03/03/2006 21:13)
tara ndray i wata :-D:-D
38. watafon ( 04/03/2006 16:41)
mba sambany lesy an !!!
39. Veloo ( 05/03/2006 03:05)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.35