Generiques DA sy Series tv

1. lapino ( 26/02/2006 18:35)
Ity misy site sendra hitako misy ny génériques-n'ireo dessins animés sy ireo karazana série tv, hatram'le efa taloha be ireny. Misy hira mandeha streaming sy tonon-kira miaraka aminy.

http://www.coucoucircus.org/

Ahatsiarovana an'le vô mandeha ilay hira de mihazakazaka daholo hoe zay McGyver! Mandeha ny friends! Lucky luke! ... :)
novalian'i pissoa ny 28/02/2006 14:54
2. Fiffi ( 26/02/2006 19:14)
=D=D=D=D=D
3. ravakamalala ( 26/02/2006 19:50)
misaotra e! ny ahy colargol no mba namela takaitra tamin ny vatako, misy cicatrice tsy mety afaka ntsony eo am tongotro!:-D
4. lapino ( 26/02/2006 21:47)
Fa nataon'i Colargol inn ny tongotr'i ravakamalala? :-w

Ity koa no ohatra ny tsara hira, na dia tsy arako aza ilay da: http://www.coucoucircus.org/da/generique.php?id=77
5. hery ( 26/02/2006 22:07)
Misaotra lapino aaa :-)

Bibi bibi bibi fooc :-) io manja
de le Bouba
de colargol kou kah
de clémentine
manja daholo..
6. pissoa ( 27/02/2006 05:07)
Meciii lapino an :-*:-*

Zay njay zah vao naheno Nicky Larson sy Rahan sy Bouba sy Capitaine Flam sy Blanche Neige sy ny vrak be hafa e ... Ny tele-nay mantsy ohatran'ny tsy mandefa dessin animes intsony :-D:-D:-D
7. mamzelkely ( 27/02/2006 06:59)
tena merci bcp lapino za efa ela be mits nitady ny générik an "geaorgie" io tena tiko be io dessin animé io de ny tiko be ao ko le bouba fa io ny surnom-ko tam bôla kely za :°) de le chevalier de zodiak ouaouuuuuu tena tiko be asesiko tsirairay reo anjoany hihihi

micii lapino milay be =D=D:-*
8. ari.malala ( 27/02/2006 07:26)
Merci eeeeee!
9. lapino ( 27/02/2006 08:15)
Ary tsy za irery kay no mbola tia DA an! Mbola tsisy afaka tsara daholo ny fahazazana! :-*:-*:-* daôly e! :lol::lol: De mazotoa mivazo e! :D

Nen'ah le tour du monde en 80 jours koa no tiako ao :D

Pissoa, efa film hafa indray izao no alefany an! :wink::lol::lol:
10. onjah ( 28/02/2006 10:43)
Misaotra Lapino,
marina mihitsy ny lazainareo, izaho anisan'ilay mihazakazaka raha vao mahare ilay Génériquen' McGyver. Indray mandeha izay aza efa voa fitaka hay ilay izy t@ Radio Tsioka Vao fa tsy t@ télé.
11. pissoa ( 28/02/2006 14:54)
lapino, an3 kah, rehefa any an-trano zah dia hirahira ratsy be foana no hitako ao :)
onjah:
izaho anisan'ilay mihazakazaka raha vao mahare
Amin'izao ve izany ry onja sa tamin'ny kely?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.192