Tablatures hira gasy - Gitara
1. chrisramana
(
25/02/2006 21:46)
Manao ahoana daholo,
Misy mahafantra site manana tablatures ( accords gitara ) hira gasy ve ato ?
Izaho vonona handefa hira fantatro.
Ito ny vohalohany :
Kurde / Mahaleo
---------------------------
Bm.
D A D
D A F#
Refrain :
G A D
G A Bm

novalian'i ako ny 06/03/2006 17:10
2. lapino
(
25/02/2006 23:14)
Ato amin'ny serasera ihany ka, ao amin'ny tononkira: http://serasera.org/tononkira
Jereo ny tonon'ilay hira tiana hampidirana tondrom-peo, dia misy rohy izay ao hoe: "hampiditra tondrom-peo"
De mazotoa e! :)
Jereo ny tonon'ilay hira tiana hampidirana tondrom-peo, dia misy rohy izay ao hoe: "hampiditra tondrom-peo"
De mazotoa e! :)
3. hery
(
25/02/2006 23:20)
chrisramana> ie io lazain'i lapino io.
Ohatra ilay kurde an'i Mahaleo. Jereo ao amin'ny tononkira ilay hira hoe Kurde an'i Mahaleo, dia ery ankavanana ery misy hoe Hampiditra tondrompeo. Dia iny tsindriana dia ampidiro eny anelanelany eny ilay izy.
Dia misaotra mialoha e

5. onjah
(
26/02/2006 11:24)
=D =D
Mankasitraka ry zalahy an.
Tena mba te hianatra io taranja iray io mihitsy ny tenanay, indrindra ny hira malagasy e.
Sao mba misy afaka manampy eh.
Efa mba manana notion sy cours hita t@ ireo site mampianatra gitara gratuit @ internet ihany ny tena.
Aleo fa mamdrapaha aloha dia velivelesiko fahatany ato ity.
Ary toa misy hira tsy misy tondrompeo akory sa ny ordinateur-ko ve no manondrana ?

6. Fiffi
(
26/02/2006 14:06)
Ary toa misy hira tsy misy tondrompeo akory sa ny ordinateur-ko ve no manondrana ?io ilay nolazai'ny bichette ry hery ah! marina tokoa fa misy mihintsy rehefa klikena ny tondrom-peo dia tsy mivoaka .
7. hery
(
27/02/2006 10:52)
onjah> Tsy ny ordinateur-nao no manondrana fa misy namana manadala fotsiny... manao hoe hampiditra tondrom-peo dia avy eo tsy mampiditra akory nefa manindry an'ilay hoe Alefa.
Efa nasiako menamena be ao fa mbola misy ihany ny mitapitapy e.
Efa nasiako menamena be ao fa mbola misy ihany ny mitapitapy e.
8. onjah
(
27/02/2006 18:57)
hery > Misaotra betsaka. Nisy hira mba tiako nefa toa tsy nisy akory anefa ilay izy.
10. chrisramana
(
01/03/2006 18:38)
fijo:
tsy mbola henoko le hira hoe "kurde"
Io hira dia henoko vao voalohany tamin'ny DVDn'i Mahaleo farany "Mahaleo / Palais des sports 4h30 de spectacles". Tena tsara be io DVD io:wink:
14. ako
(
06/03/2006 17:10)
onjah:
=D =D
Mankasitraka ry zalahy an.
Tena mba te hianatra io taranja iray io mihitsy ny tenanay, indrindra ny hira malagasy e.
Sao mba misy afaka manampy eh.
Efa mba manana notion sy cours hita t@ ireo site mampianatra gitara gratuit @ internet ihany ny tena.
Aleo fa mamdrapaha aloha dia velivelesiko fahatany ato ity.
Ary toa misy hira tsy misy tondrompeo akory sa ny ordinateur-ko ve no manondrana ?
salama daƓly
mitovy @ onjah ny tranga misy e,dika mitovy mihintsy e!tena tsy mahay gitara fa te hianatra ary ny hira hay amiko no mety mora hianarana azy ity !misaotra sy mankahery an'i crisrama fa tena tsara d tsara ny hevitra!ny dikany tohizo......fa tena lafatra ny gasy ka manja!
farany mba hilazao vaovao indrindra ireny tononkira mora tendrena ireny
Manksitraka=D