Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
stneh ( 18/02/2006 05:31)
mpamosavy telo vavy
asa na de nanakory loatra na tsy nandaitra tsony ny odin'izy telo vavy fa de tratehaky ny fokonolona tao amin'ny commune Tsinjoarivo Fiv Ambatolampy omaly izy telo vavy ary dia nentin'ny fokonolona sy... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:38
htotherizo ( 18/02/2006 04:31)
Accord SIbmol7
Ahoana kay ry zareo ny fanaovana [b]"SIbmol7"[/b] @ guitar? Hitako ato @ serasera ato foana izy io fa tsy aiko mihitsy ny manao azy. Izay mba mahalala ny equivalent (ex: A, D, E, Em etc...)dia mba... tohiny
novalian'i fijo ny 14/03/2006 20:47
klomjah ( 17/02/2006 22:05)
ilemena
mitady tokiran'i ifanihy mitondra ny lohateny oe ilemena raha mba azo atao,misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i pissoa ny 19/02/2006 08:51
Solitikabe ( 17/02/2006 14:04)
Kala, sy Lita
Hono ho'a ry reto, izaho mba te hampme kely, fa le tononkalo X kely izay, de azo alefa eto ve... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/03/2006 04:40
debezd ( 17/02/2006 13:34)
Mitady ny tonokira na klipn' i MOLIA
Misy mpihira iray izay antsoina hoe DORESY na ZORESY fa tsy tadidiko tsara, fa tena mba tiako be ilay hirany hoe MOLIA izay . Koa izay afaka manome ahy ny klipny na tononkira dia misaotra be ! Ny emai... tohiny
pulchery ( 17/02/2006 13:22)
mbola tia ve
izaho ouah nitia olona izay kanefa nisaraka izahay na manao sipa aza aho izaho dia ny anarany foana no voatonoko indraindray,mbola tia azy ve aho... tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:42
xxx ( 17/02/2006 12:54)
vehivavy antitra mbola mi string!!!!
sady nihomehy irery aho tao anaty rer no tonga saina nahita ity vehivavy efa somary antitra mbola manao string!!!saika hiteny aho hoe hanafarako mille bande any mada ve ianao=))=))... tohiny
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 20:28
princelove ( 17/02/2006 12:08)
Lasandrizalahy ny tany
O Raiamandreny o ry Zoky be toa ray ory zandry mahaleo maalasana, Ahoana hoy aho fa hovahiny eto antanindrzako aho raha mitohy izao fibosesehan'ny vahiny izao. Lasany anie Behoririka ka ny t... tohiny
ainaheri ( 17/02/2006 10:59)
ONU
Fa iza marina no mitantana ny ONU io e ny USA sa zao tontolo zao ee!! Zao mba nanakatra teny ny ONU t@dry zareo USA fa tsy maintsy ho tsaraina haingana ny gadra ao GUANTANAMO d hidina tsy azo ampiasa... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:23
rabeflorian ( 17/02/2006 10:44)
Handeha hifanome-tanana hitory an'I Kristy
Manana tetik'asa hitoriana ny filazantsara @ alalan'ny sarimihetsika izahay , ary manofana ny olona vonona ho amin'izany .Koa raha misy liana dia raisina antanandroa. antsohy ny 0331148311. Misaotr... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/02/2006 00:29
miyah ( 17/02/2006 10:30)
fa iza marina kai enao io ry mpitondra anarana xxx an!
Tena gaga sy talanjona mihits za manoratra alou fa zé page rehetra sokafana d ahitana anao "xxx" daholo, ato @ resa-dehilahi no nataoko satry mino za fa lélà enao, ka mba lazao é sa vé forme pub ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2006 08:34
miyah ( 17/02/2006 10:11)
nareo ve reto efa tratran aza "NY AZA MANADINO"
Io zany alou d vokasikio daholo refa resaka rehetr na fitiavana na resaka fiainan ankapobeny, ny rehetra é! ts aleo v mba hifampitantarana sy resahana keli é! ts haiko hoe iza no nanome ny "aza mana... tohiny
novalian'i ollie ny 21/04/2006 20:52
Dezy ( 17/02/2006 09:35)
ze malala
inn ny mahasamiafa ny 51(pastis) sy ny 69??... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
ygloo ( 17/02/2006 07:00)
mitady namana vaovao
(l):):!:... tohiny
novalian'i yangipiso ny 31/10/2007 07:15
xxx ( 17/02/2006 06:16)
BIKA MAODELY
Mba anontaniako ny nhevitrareo namana oa ny momba ilay fandaharana : "BIKAMAODELY" ao amin'ny TVM. izany re ka tena fangalana tahaka rano fotsiny ny PAZZAPA ny RTA hatramin'ny voalohany ka hatramin'iz... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 15:50
Fiffi ( 17/02/2006 05:56)
Tsy fahasalaman'ny Filiham-pirenena
Tsaho fanakorontanana saim-bahoaka amin'ny fanjakana Miala sasatra sa mitsabo tena ny Filohan'ny Repoblika , izay any ivelany amin'izao fotoana izao ? Lasa resabe ny momba ani'izany tao ho ato , mety... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:40
jentilisa ( 17/02/2006 05:38)
Haïti: "nifanarahana" fa lany 1° tour i Béval
Mahavariana ny zava-mitranga, aminareo misy itovizany izay nitranga teto Dago tamin'ny 2001-2002 ve ity izay mitranga any Haïti amin'iza fotoana izao? Ny hitako dia tsy nahatratra ny 50% ny vaton'il... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2006 20:34
lilbon ( 17/02/2006 05:06)
tia ve zany?
Ianao, ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako:D Ianao, ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako:) ianao, ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako(l) ka ianao, no fihiniko sy antenaik... tohiny
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:38
Rojiane ( 17/02/2006 04:04)
ifosa kofa e.
O ry sipa isany a! mba lazao hoe raha mitovy ny fahitako sy ny fahenoko nareo reo ??? [b]Ny akabeazan'ny bandy ato amin'ny serasera ry reto tsara feo be daholo,ny efa niresaka tamiko tamin'ny phone sy... tohiny
novalian'i kala ny 15/03/2006 12:51
jimna ( 17/02/2006 03:48)
FIAINANA ANY AN-DANITRA, IZA AVY NO HO ANY?
Ny olona rehetra tsara ve no ho any?... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7354