Kala, sy Lita

1. Solitikabe ( 17/02/2006 14:04)
Hono ho'a ry reto, izaho mba te hampme kely, fa le tononkalo X kely izay, de azo alefa eto ve
novalian'i dadabe ny 12/03/2006 04:40
2. hery ( 17/02/2006 14:53)
Etsy ankavia etsy eo amin'ilay Ny dinika dia misy hoe Dinika manokana ... dia jereo fa misy oe Resak'olon-dehibe ao.
Ao daholo zahay :-p
3. dadabe ( 17/02/2006 15:16)
hummmm :^)
4. Veloo ( 17/02/2006 17:58)
:-D:-D
5. pissoa ( 17/02/2006 18:20)
Mbola tsy misy n'inn n'inn voatantara akory dia efa mihomehy ry Veloo :-w:roll:
6. kala ( 17/02/2006 18:44)
manin???:-w:-w:-D:-D:-D
7. Veloo ( 17/02/2006 19:14)
o ry kala pissoa ka izy tsy mahita an'ilay toerana tokony ametrahan'zay knou tsy mampime ve zany?:roll::roll:
Kala ny anaran-njy aky to vetavetain'ny sasany kle 8O
za ndry tsy manaiky aho.:-w:-w:-w
8. diamondra27 ( 17/02/2006 22:16)
ka iza le lita e?
9. pissoa ( 18/02/2006 13:34)
Veloo, tsy mampme anah izany :roll::roll::-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 19/02/2006 02:11)
pissoa:roll::roll::roll:
11. kala ( 20/02/2006 04:56)
:-w:-w:-w:-w
12. mamzelkely ( 20/02/2006 05:25)
iza njay le lita ry kala :-w ataona dadabe mamay eo njy aa:-D:-D:-D
13. sonwin ( 20/02/2006 11:27)
ka lita ange ny anaran'i dadabe e...dadabe lita kle:°)
14. mamzelkely ( 20/02/2006 14:18)
hay moo zay ve nahalala :°):-D:-D
15. Veloo ( 20/02/2006 23:50)
8O i dadabe zany i lita de i kala kala?8O:°):°):-D:-D
16. sasa ( 21/02/2006 04:00)
sonwin hi hihihi hi mety ho marina izany an
Kala sy Lita = Kala sy dadabe
hummmmmmmmmm mahay kajy kosa za zany an!:-D:-D:-D:-D
17. petiterose ( 21/02/2006 05:54)
:-D:-D
18. kala ( 21/02/2006 06:36)
in daholo re reto resaka ato ê!:°):°):°)
anjekaky ô! zà kou variana mandeha any @ resa-behivavy ary knou:-D:-D:-D
kay zahay sy dadabe njay no atao resaka ato:idea:
tsy logique le calcul f'angamba réaction chimique no tokony hatao
sasa > raha calcul de tokony we :
kala + lita = kalalita
de raha tianao ato le nolazaiko de asehoy ho hitako ê!
mamzel fa manin no hataon'i dadabenareo mahamay zà??? antitra ange vao tonga i lita ê! raha tsy we i lita kambana dadabe=))=))=))=))=))=))
sady aza miteny mafy fa bedin'ireo bebenareo firy ambi-efapolo reo
veloo > ntssssssssssssssssssssss avia njy ataoko:-* fa tsy te ho :evil: zà fa milay le mifandray ê!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 21/02/2006 07:53)
=))=))=)) fa ii kala anie tenenin'i veloo we bebe fahafiry moa? nefa izy no tena bebe officiel zao =))=)) sa tsy zany tsony mo fa za k oôtran'ny ts nahazo vaovao nefa za mbô sekretera ihany fa le nanakiray nanambady d ts hita tsony =))=))
20. mamzelkely ( 21/02/2006 08:24)
ty za ka :°) fa za ko ts de maharaka reska firy tsony :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1588