Kala, sy Lita

41. sasa ( 24/02/2006 04:24)
=))=))=))=))=))=))=))=))=)) miala tsiny am kala sy dadabe aloha fa za d tsy maintsy himé an!
dadabe avohay izany sary izany ho jeren'ny olona rehetra e=))=))=))=))=))
42. kala ( 24/02/2006 06:30)
zà kou hijery sary ê!
zà ndray tsy maintsy mime kou ê!=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
t
tsy mampiova in aminay sy dadabe io fa ti-tan aza zakanay ê!
43. mamzelkely ( 24/02/2006 07:06)
zay kocha alo ry kala :wink::-D:-D:-D:-D
44. sonwin ( 24/02/2006 11:57)
milay marina 'lay sarin'i solitikabe an :°)aoka fotsiny :^):°)
45. dadabe ( 24/02/2006 12:37)
:-D:-D:-D:-D efa nanao Miss anie hono i solitikabe e :wink: tena resaka marina :{:{io a
46. mamzelkely ( 24/02/2006 13:18)
=))=)) attention les yeux beuu leu izyy:-D
47. kala ( 24/02/2006 15:10)
=))=)) milay le sary solitikabe an! :-D:-D
lany miss io k'ty
48. Solitikabe ( 25/02/2006 01:23)
Aiza izany sary izany eh?
Tena miala tsiny ry Kala fa efa talohan'ny nahafantarana anao no vita io saka sy ny totozy io an.
49. Herimiafina ( 25/02/2006 02:26)
=))=))=))=))
50. kala ( 25/02/2006 09:58)
miala tsiny ahoana eto solitikabe ê!:?:
miandry ny jury @ le fifaninana miss fotsiny zà io kou!=))=))=))
51. lapino ( 25/02/2006 10:08)
=))=))=))
Sady gravy be le tononkalo kle!! =))=))=))=))=))=))
52. dadabe ( 25/02/2006 14:59)
sady manana aotomobilina anie i solitikabe no mahay misaofera e :°):°)
53. diamondra27 ( 25/02/2006 15:06)
tsy hay, tsy araka, tsy mazava
54. Solitikabe ( 26/02/2006 00:13)
Kala, Hay ve ianao manao fifaninanana miss eh. Dia mirary sa izany. Tandremo sao mi-Lita any rehefa lany an.
55. dadabe ( 26/02/2006 10:31)
fa nahoana aza no i kala indray no hanao Misss nefa toi no manja anie e:(:( zah aloha manome 19,5/20 an'i toi e , de somary mody mizesta mitondra aotomobilina i toi de humm aoka fotsiny retany e:{:{
56. pissoa ( 26/02/2006 14:47)
Solitikabe :-w:-w
=))=))=))=))=))
57. Veloo ( 26/02/2006 20:03)
:twisted::twisted:
58. dadabe ( 27/02/2006 03:26)
:-$:°):°):°):°)fa maninona i veloo???:@
59. sasa ( 27/02/2006 04:13)
dadabe koboko kou le sary fa =))=))=))=))=))=))=))
60. dadabe ( 27/02/2006 04:56)
ka lany sa tsy lany Misss aza izy aloha e??:°):°)

dia tsy haiko anie izay mahatonga an'i veloo ho :evil: nefa solitikabe sipa milay be e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082