Kala, sy Lita

21. sasa ( 21/02/2006 11:04)
i kala no bebe faha 46 hoy Veloo,:-D
I Veloo bebe faha firy re izany e? :-D:-D:-D
22. zoklbfkfk ( 21/02/2006 11:12)
hay moa zay izy io...8O8O
hitako nomifanjohy foana ty kala sy dadabe hay ve ka...:-D:-D:-D
izao ndray ataon'ny ol sujet libre ato nefa izy mitsamy tsy tazana mihitsy
23. mamzelkely ( 21/02/2006 11:44)
hita ko marina mits zany lasa sujet ato vô ts hita elaela:°):-D:-D
24. kala ( 21/02/2006 15:44)
andraso aloha ataoko bisou ndray dadabe fa ntsssss:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
25. dadabe ( 21/02/2006 15:59)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:


humm iza injay izao io ????:-w:-w:-w:-w Solitikabe toi izany no miseho milay ato :@:@ iny aloha ny maina raha hinono fa manaja e, de diovy tsara ny tena sao misolitika be :-D:-D:-D
26. Veloo ( 21/02/2006 17:15)
dadabe=))=))=))
27. Solitikabe ( 22/02/2006 00:12)
Miala tsiny ry Kala. Tsy tadidiko hoe ky moa misy kala eto. Fa ny feony izany toa ilay Saka sy ny Totozy

Lita sy Kala
Indray mandeha Ralita hono:
Nantsoin’izay Rakala izay
Ndao isika hifampinono;
Ka ho hita raha milay

I Ralita no nialoha,
Nindrikondrik’ aoka izany,
Andraso andraso hoy izy aloha
Mileladelatr’ izy izay.

I Rakala kosa hono,
Ny minono tena hainy,
Ka I Ralita avy ambony
No nampihahaka ny ainy.

Mazotoa daholo eh
28. Herimiafina ( 22/02/2006 00:27)
=))=))=))=))
29. kala ( 22/02/2006 05:13)
zà :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil: be
zay ko i herimiafina de faly ery.:evil:
30. mamzelkely ( 22/02/2006 06:12)
tena sorry ky ry kala fa tena hi-=))=))=))=))=))=))=)) za a =))=))=))=))
31. bebe ( 22/02/2006 10:46)
zà koa hanaraka an'i mamzel=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) antsoy dadabenao de ampiharo ê!:-D
32. ari.malala ( 22/02/2006 11:31)
Miala tsiny aky ry kala fa tena =))=))=))=)) le izy aaaa=))=))
33. mamzelkely ( 22/02/2006 11:41)
sady vô avy nataoko vô teo ny feony aa=))=))=))=))
34. ari.malala ( 22/02/2006 11:48)
zay ko le mamzellittle d manisy sira =))=))=))=))=))
35. Veloo ( 22/02/2006 17:20)
36. kala ( 23/02/2006 05:41)
tantiko foana zay mipoitra eto raha vao mbola eto @ hatsikana sy lalao ê:wink:
zà koa aza mba =))=))=))=))=))
dddb > avia aty hifa:* fa avy ndray ny mpanala ê!...
37. mamzelkely ( 23/02/2006 06:12)
ari a tena sérieux ataovy anie ra ts mampime be ee:-D:-D
38. ari.malala ( 23/02/2006 06:47)
:-D:-D:-D:-D:-Defa haik oanie fa mampime b e! manapatsinay mintsy
39. dadabe ( 23/02/2006 17:43)
kiiiiii leaza:evil:

humm toi ry solitikabe a :°):°) sarin'i toi milay be :°)
40. Veloo ( 23/02/2006 17:46)
aiza zany ry ledada?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081