Tsy fahasalaman'ny Filiham-pirenena
1. Fiffi
(
17/02/2006 05:56)
Tsaho fanakorontanana saim-bahoaka amin'ny fanjakana
Miala sasatra sa mitsabo tena ny Filohan'ny Repoblika , izay any ivelany amin'izao fotoana izao ? Lasa resabe ny momba ani'izany tao ho ato , mety hivadika ho adihevitra politika aza.Anisan'ny angatahan'ny maro kosa ny tokony hanaovan'ny fitondram-panjakana fanazavana , na filazana ny marina.Niteny ny Mpiraiminisitra:Hentitra sy nazava ny tenin'ny Praiminisitra Jacques Sylla :"Aoka handanjalanja ny teny sy soratra izay avokoa , fa tsy dia mety loatra angamba ny mamoaka feo hanakorontanana ny saim-bahoaka. Tsy hitako loatra ny antony mahatonga ny olona sasany manao fihetsika tsy mendrika toy izao , mampiely tsaho.Tamin'ny volana desambra lasa teo ny governemanta no nandeha niala sasatra , anjaran'ny Filihan'ny Repoblika ny volana febroary. Lamina efa napetraka mialoha io ary ny tompon'andraikitra eo anivon'ny Fiadidiana ny Repoblika dia mbola nanamafy izany" hoy ihany izy . "Isika rehetra dia samy mahatsapa fa diso tafahoatra loatra ny tenin'ny sasany . Izy tompony moa raha niala teto dia efa niteny fa handeha hiala sasatra , ary nolazainy mazava ny firenena andehananay:Afrika Atsimo, Europe , Etazonia.Izahay mpiara-miasa aminy akaiky dia mifandray aminy matetika.Enga anie mba hanohy ny fahendrena malagasy , ho tont lalandava" hoy izy namarana ny teniny;Izay ahay , mba nisy fanazavana.Fa ny tsy fisian'izany no anisan'ny nahatonga ny resabe.Ilaina eo amin'ny fahasalamana ny fialan-tsasatra amin'ny maha olombelona.Hilamina eo amin'izay ve ny resabe momba izany ?
Nalaina tamin'ny gazety Taratra laharana 0610
Nangonin'i R.Nd
Ary ny vaovao azo farany dia ho tonga anio eto antanindrazana ny Filoham-pirenena .

novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:40
2. jentilisa
(
17/02/2006 06:09)
Misy ny minia mampilely ireny mba hanakorontanana mihitsy! ary tsyny maro no mitaky ny "marina" fa ny gazety no te-hampino izany!
3. Fiffi
(
17/02/2006 06:41)
Misy ny minia mampiely ireny mba hanakorontana mihintsy! ary tsy ny maro no mitaky ny "marina" fa ny gazety no te-hampino izany!
4. Fiffi
(
17/02/2006 06:43)
Ka zay manko , ny gazety io no asany , fitadiavam-bola dia alefa ny tsaho mba hividian'ny olona ny gazety hanarahana vao2 , soahiany aloha fa tsy ny maro zany no mino eh!
5. ravakamalala
(
17/02/2006 09:54)
Mpanely tsaho, zara aza misy atao resaka.
mety tsy zakan ny sain ny vahoaka hoe mandeha miala sasatra ny filoham pirenena nefa zareo misy mitrongy vao homana. Nefa atao ahona fa zany rehefa "deba" e!

6. Ragadona
(
17/02/2006 12:12)
Mampieritreritra ihany alo hoe maninona no mila mieritreritra efa ho 10 andro vao misy filazana hoe tsy marary. Tsy mila fandinihana ela ny filazana an izany. Mety hitombina io saingy toy ny tsaho koa ka tsisy porofo ary azo atao tsara ny mivoaka ny hopitaly aorian ny 10 andro indrindra fa amin ny hopitaly avo lenta misy ny rehetra ilaina.
8. fijo
(
17/02/2006 20:26)
le izy aloha misy fanakorontanana e,izay dia mazava be.
maninona nefa raha handrasana ny fiverenany,dia alefa amin'izay ny fanontaniana?

10. cheboman
(
19/02/2006 23:49)
Fiffi : mbola misy mahita ho lazaina ihany hoe tena tsy zakany hono zany jiroben'ny mpaka sary izany tao Ivato
11. Fiffi
(
20/02/2006 05:42)
cheboman: :-D:-D:-D mba tsy hitany intsony angamba izay ho lazaina dia io indray no foronina ka! :-D:-D
14. mirana5
(
20/02/2006 18:07)
yonikafopl:
ramalagasy sy ny tsahony:(
ty ianao kosa aiza may vava hoé ramagasy sy ny tsahony,ny TSAHO dia hitovizana @firenena rehetra ary ataonao ahoana ny hoé TELEFONARABO O? Mba tsy tiako maizina ny gasy manambany gasy io an:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@