ze malala
1. Dezy
(
17/02/2006 09:35)
inn ny mahasamiafa ny 51(pastis) sy ny 69??
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
3. sonwin
(
17/02/2006 10:18)
ny iray iraika amby dimam-polo, ny iray sivy amby enim-polo, misy valo ambiny folo be izao ny elanelana, noho izany dia tena samihafa tokoa ireo. Kanefa raha raisina ilay hoe 18 ny elanelany dia hoe, any amin'ny 18 zany> Anjanamasina> adala be :^)ireo isa ireo :^), gaigy mihitsy ka :^)
4. Dezy
(
17/02/2006 11:44)
misy mavita kajy mijhitsy ato klé,raha atao ny famitinana ny lazainy sonwin de wé:69 oul 2,51 tam makany ary 18 anjanamasina kiiii lalina be ka
8. Dezy
(
17/02/2006 16:48)
fanadalana saina fotsiny io ataoko io fa miresaka Anjanamasina lery éé:-P
9. Veloo
(
17/02/2006 17:59)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 17-02-2006 14:18:58
Lohateny : Re : ze malala
ny iray iraika amby dimam-polo, ny iray sivy amby enim-polo, misy valo ambiny folo be izao ny elanelana, noho izany dia tena samihafa tokoa ireo. Kanefa raha raisina ilay hoe 18 ny elanelany dia hoe, any amin'ny 18 zany> Anjanamasina> adala be ireo isa ireo , gaigy mihitsy ka
=))=))=))=))
tena logika javatra io ka
12. vancleef
(
17/02/2006 21:59)
nolalaina>
ny 51 sent l'anis dia ny 69 sent l'anus hi hi
ny 51 sent l'anis dé ny ray tsy haiko!!
ny 51 sent l'anis dia ny 69 sent l'anus hi hi
17. sasa
(
20/02/2006 04:20)
sonwin wajay klé, toa mamely akaiky elah izany am le 18 klé:-D:-D:-D:-D:-D
19. Dezy
(
20/02/2006 10:46)
ny masamiafa azy dia ny TSIRONY,eny na de samy appero aza,ny51 masiloka mangananganana,ny69 misy vinégréty,ny 51 sotroina,ny 69 tsetsafina,misaotra tompko:-P
20. sonwin
(
20/02/2006 11:29)
ary Dezy zany efa mpihinana 51 sy 69 mihitsy an, hain-drangahy tsianjery mihitsy ny tsirony :^):^):°)
Dezy mpihinana chiffre lety :°)
sasa> mamely lavitra ka :-D:-D
Dezy mpihinana chiffre lety :°)
sasa> mamely lavitra ka :-D:-D