mbola tia ve
1. pulchery
(
17/02/2006 13:22)
izaho ouah nitia olona izay kanefa nisaraka izahay na manao sipa aza aho izaho dia ny anarany foana no voatonoko indraindray,mbola tia azy ve aho
novalian'i little ny 06/04/2006 10:42
3. lapino
(
17/02/2006 13:33)
Sô de zay le "voan'ny aza manadino"? :-D:-D
Mety hoe entim-pahazarana niantso azy koa angamba e! Efa raiki-tampisaka ao am-bava ny anarany. :wink:
Mety hoe entim-pahazarana niantso azy koa angamba e! Efa raiki-tampisaka ao am-bava ny anarany. :wink:
7. Veloo
(
17/02/2006 17:17)
lapino a ie zany mihitsy lesy tena voan'ny aza manadino i kala pulchery:-D:-D
mbola tia njy ary mbola manonofy azy ko ve njy?
mbola tia njy ary mbola manonofy azy ko ve njy?
8. booboo
(
17/02/2006 18:52)
mbola tsy lefy ny fahatsiarovanao azy izany dia misosa ho azy ny vava.
9. akamatiana
(
17/02/2006 21:46)
tena voan'ny aza manadino marina zany kle!! sady mety mitovitovy ilay anarana o !! sao de metomboka am Sa.. aza ny anarany kle!! misy tantara mitovy ami'zany mantsy :-D:-D
10. zakilinina
(
17/02/2006 22:18)
Vaky ny lohako re anaka.
Tandemo ihany ry pulchery fa ny alika anie anaka no miverina amin'ny loany ê !
Kanefa izay tianao ihany anaka atao fa efa lehibe ianao izao.
Tandemo ihany ry pulchery fa ny alika anie anaka no miverina amin'ny loany ê !
Kanefa izay tianao ihany anaka atao fa efa lehibe ianao izao.
11. Optik
(
18/02/2006 14:06)
Fantatrao tsara fa mbola tinao izy saingy fa sarotra aminao ny hiverina aminy. 'Zay sa tsy zay le olana??!
15. hesham
(
18/02/2006 16:08)
Fahatsiarova olona tinao taloha tsy midika fa tokony hiverina aminy , matoa ianao nisaraka dia tsy mety intsony zany na dia misy asa ny fahatsiarovana ny tsara nifanaovana taloha . Mety misy zavatra tsy itovizan`ilay taloha sy ankehitriny dia lasa tsaronao izy in11 . Sipako taloha zao tena mahay mitsoda be de refa mitsoda ola za de tsaroko fona izy hihihihi.
16. fasaly
(
18/02/2006 19:35)
matetika koa ange na tsy sipa aza rehefa tonga iny lay mibaradaka de manonona anaran'olona hafa e! na lay hoe " i chose" e!:-D
17. lilbon
(
20/02/2006 03:43)
anarana ?hihihi
tratran'ny aza manadino enao zany de aza manindroa ko lol
tratran'ny aza manadino enao zany de aza manindroa ko lol
18. Ralay
(
03/03/2006 10:42)
Ary sao dia mba mitovy anarana kosa aza le ol ry fasaly fa misy rambony fotsiny ny psn'ilay anakiray :-D
20. Ralay
(
05/03/2006 03:57)
Nefa mety ho marina ihany io voalazan'i lilbon io ohatran'ilay hira hoe aza manadino ahy naiza naiza misy anao.......... sanatria tsy kilalao :lol: