mbola tia ve

1. pulchery ( 17/02/2006 13:22)
izaho ouah nitia olona izay kanefa nisaraka izahay na manao sipa aza aho izaho dia ny anarany foana no voatonoko indraindray,mbola tia azy ve aho
répondu par little le 06/04/2006 10:42
2. fasaly ( 17/02/2006 13:31)
enao ve tsy mahalala hoe mbola moitempo ny fonao ho azy e!:°)
3. lapino ( 17/02/2006 13:33)
Sô de zay le "voan'ny aza manadino"? :-D:-D
Mety hoe entim-pahazarana niantso azy koa angamba e! Efa raiki-tampisaka ao am-bava ny anarany. :wink:
4. zefalah ( 17/02/2006 13:56)
tena mbola tinao izy zany..tsy aleonao miverina?:-D
5. fasaly ( 17/02/2006 14:41)
draisssss tonga tampoka i zefa zany an! saliiii zefa....:wink:
6. fiaritiana ( 17/02/2006 15:33)
mbola tia enao ary ny fonao ihany dé efa mahalala izany
7. Veloo ( 17/02/2006 17:17)
lapino a ie zany mihitsy lesy tena voan'ny aza manadino i kala pulchery:-D:-D
mbola tia njy ary mbola manonofy azy ko ve njy?
8. booboo ( 17/02/2006 18:52)
mbola tsy lefy ny fahatsiarovanao azy izany dia misosa ho azy ny vava.
9. akamatiana ( 17/02/2006 21:46)
tena voan'ny aza manadino marina zany kle!! sady mety mitovitovy ilay anarana o !! sao de metomboka am Sa.. aza ny anarany kle!! misy tantara mitovy ami'zany mantsy :-D:-D
10. zakilinina ( 17/02/2006 22:18)
Vaky ny lohako re anaka.
Tandemo ihany ry pulchery fa ny alika anie anaka no miverina amin'ny loany ê !
Kanefa izay tianao ihany anaka atao fa efa lehibe ianao izao.
11. Optik ( 18/02/2006 14:06)
Fantatrao tsara fa mbola tinao izy saingy fa sarotra aminao ny hiverina aminy. 'Zay sa tsy zay le olana??!
12. fasaly ( 18/02/2006 14:42)
13. pissoa ( 18/02/2006 15:28)
Hihihi, i pulchery ihany retsy no mahavaly an'izany ah :roll:
14. nalaina ( 18/02/2006 15:58)
aza manonona ny anarany fotsiny reefa anona fa oainina be!....
15. hesham ( 18/02/2006 16:08)
Fahatsiarova olona tinao taloha tsy midika fa tokony hiverina aminy , matoa ianao nisaraka dia tsy mety intsony zany na dia misy asa ny fahatsiarovana ny tsara nifanaovana taloha . Mety misy zavatra tsy itovizan`ilay taloha sy ankehitriny dia lasa tsaronao izy in11 . Sipako taloha zao tena mahay mitsoda be de refa mitsoda ola za de tsaroko fona izy hihihihi.
16. fasaly ( 18/02/2006 19:35)
matetika koa ange na tsy sipa aza rehefa tonga iny lay mibaradaka de manonona anaran'olona hafa e! na lay hoe " i chose" e!:-D
17. lilbon ( 20/02/2006 03:43)
anarana ?hihihi
tratran'ny aza manadino enao zany de aza manindroa ko lol
18. Ralay ( 03/03/2006 10:42)
Ary sao dia mba mitovy anarana kosa aza le ol ry fasaly fa misy rambony fotsiny ny psn'ilay anakiray :-D
19. fasaly ( 03/03/2006 15:47)
ralay : mety ho izay angamba lol!:-D
20. Ralay ( 05/03/2006 03:57)
Nefa mety ho marina ihany io voalazan'i lilbon io ohatran'ilay hira hoe aza manadino ahy naiza naiza misy anao.......... sanatria tsy kilalao :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6358