Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miyah, milahatra araka ny daty
miyah ( 16/04/2009 16:20)
fihavanana politika
Raha tena hanao reconciliation nationale marina, tokony tsisy akisambotrazany, hampodina daholo ny mpitso ponenana rhtr, d manao table ronde, raha tena fitondrana marina ny HAT, d tokony izy no hi org... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2009 19:39
miyah ( 20/02/2006 10:59)
ts maninona raha namana!
ohatran hoe mitady namana foana ny voalaza eto, fa tena marina mints ka! mitady namana, zay afaka hi hamaritanareo hoe namana d manorata ato é! resaha tsika daholo refa azo resahan, tsis fady, afaka ... tohiny
miyah ( 17/02/2006 10:30)
fa iza marina kai enao io ry mpitondra anarana xxx an!
Tena gaga sy talanjona mihits za manoratra alou fa zé page rehetra sokafana d ahitana anao "xxx" daholo, ato @ resa-dehilahi no nataoko satry mino za fa lélà enao, ka mba lazao é sa vé forme pub ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2006 08:34
miyah ( 17/02/2006 10:11)
nareo ve reto efa tratran aza "NY AZA MANADINO"
Io zany alou d vokasikio daholo refa resaka rehetr na fitiavana na resaka fiainan ankapobeny, ny rehetra é! ts aleo v mba hifampitantarana sy resahana keli é! ts haiko hoe iza no nanome ny "aza mana... tohiny
novalian'i ollie ny 21/04/2006 20:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0366