fihavanana politika
1. miyah
(
16/04/2009 16:20)
Raha tena hanao reconciliation nationale marina, tokony tsisy akisambotrazany, hampodina daholo ny mpitso ponenana rhtr, d manao table ronde, raha tena fitondrana marina ny HAT, d tokony izy no hi organizé an io zvtr io, ary aleo ho avy Ravalo, fa zany no tena démokratie, tsaraina @ nataony izy, d torak izany koa ny sisa rhtr nandositr any andafy any, fa ra i Ra8 samborina, nefa Ratsiraka sy ny tariny avela hiaina normal eto, d ts rariny angamba, nisy ny maty t@ 7févr teo, d zany no hanenjehana mafy an dravalo, fa hadinon i olona sahady ko ngaha ny olona maty t@ 2002 ireny??????d hoy za hoé sika rhtr zay ts nanana ny maty t@ tolona rhtr h@zay ka h@zao ngamb d tokony hitovy fijery amiko daholo, fa raha ny fihavanana aloha d ts ho tafaverina eto ntsony ra ts mandeha @zay lalana zay, ary koa mba hiverenan hiérarchie normal eto am tanàna!!!!!!!!!!!!!fa ts ny Colonely hibaiko Jeneraly????????????sns................d atsy aoriana kely atsy enao gaga b oé fa manin ary za no ompain'ny zanako!!!!!!!!!!d ts hay tsony oé iza no iza ref kelikely, na ny mianatr aza ngamba manaja mpanendaka!!!!!!!!!!!!!!!
novalian'i fijo ny 16/04/2009 19:39
2. halloween
(
16/04/2009 16:28)
tsaraina @ nataony izy, d torak izany koa ny sisa rhtr nandositr any andafy any, fa ra i Ra8 samborina, nefa Ratsiraka sy ny tariny avela hiaina normal eto, d ts rariny angamba, nisy ny maty t@ 7févr teo, d zany no hanenjehana mafy an dravalo, fa hadinon i olona sahady ko ngaha ny olona maty t@ 2002 ireny??????
Tsy Ratsiraka no nanao ny reservistes namono olona tam2002 ry havana fa Ravalomanana ! izy no nanao recrutement reservistes bedia xbe hanafika ireo Malagasy iray rà taminy tany amin'ny faritany fa ratsiraka nitsoaka : aza avadika ny tantara !
3. xxx
(
16/04/2009 16:37)
ka ratsiraka namotika fananapanjakana, tetezana firy no napoakany, raha efa teraka i halloween taminy 2002 tokony hahatadidy anizany, aza adino fa olona amanjatony koa no matiny koutity izay ratsiraka no panome baiko azy !
5. xxx
(
16/04/2009 16:51)
aza maika ialahy fa tsy hivadika ny tantara e, tsy maintsy mbola ho samborina i tgv taminireny fandorona ny tvm rnm ny magrô sy ny fangalarana ny variny tiko sy ny famakiana ny tikô tany antsirabe ireny e, ny fanonganam-panjakana sy ny fampirafesana ny tafika malagasy taminy alalany tsolotra manginy fotsiny! :twisted:
6. andrywui
(
16/04/2009 16:54)
ny maha faly ahy aloh de ialah tsy sahy miatrika ahy fa miafina io ha ha ha !! mbola za aloh zany no mahery refa tsy sahy elah ha ha ha ha !! mahery ara kevitra na ara tsaina na ara batana ha ha ha !! elah kanosa ha ha
7. Mirananirina
(
16/04/2009 17:03)
Hiavana hono???????Hoatra ny nofy izany,asa aloha e!tsara raha tena misy,
8. miyah
(
16/04/2009 17:03)
eto aloha tsis resak mints oé iza no iza, fa zay ndrindra no tokony hamerenana ny fihavanana sacré @ Malagasy, ary aza miseho mahay tantara raha maka partie an i gauche na na ny droite,
9. xxx
(
16/04/2009 17:05)
ialahy koa ary miafina ao ambadiky andrywui ao, elà anie koboko e tsy ho tonga aty bira anga ialahy fa dia hanenenanlà ny nahatongavanlà tety antany, ary ialahy raha tsy avy eny and....y dia avy eny ambo....a mazava?
10. KALACK
(
16/04/2009 17:17)
Ho av n ten ady zan fa hiditr eto am tanana amzay zan n fahavalo miampy ireo fahavalompirenena Tim efa eto antoerana , ka hono oa ? maninona moa raha tonga de ajedaka any daholo aloha ireo Tim efa hita maso eto amin tanana ireo dia ho mora koa xny hanamboatra izay mitady hiditra
11. Mirananirina
(
16/04/2009 17:22)
Amboaro daholo e,raha voambotranao e :lol:
Mandrevy zany raha olona
Mandrevy zany raha olona
12. Noue
(
16/04/2009 17:28)
halloween:hay??? ary ny tsaky tsaky maty zato arivo???
Tsy Ratsiraka no nanao ny reservistes namono olona tam2002 ry havana fa Ravalomanana ! izy no nanao recrutement reservistes bedia xbe hanafika ireo Malagasy iray rà taminy tany amin'ny faritany fa ratsiraka nitsoaka : aza avadika ny tantara !
13. xxx
(
16/04/2009 19:00)
Notapenana t a y ny mason'i halloween, tsy mahagaga ko izy fa halloween kay misy devoly ao aminy :-D :-D :-D :-D :-D
14. fijo
(
16/04/2009 19:39)
efa koditra,dia mirediredy sisa le tgv,aiza moa ko lalam by tsy misy akory ,ko tgv no alaina???tsy misaina izany raha olona
ngaha io voatosiky ny miaramila vatany e
ngaha io voatosiky ny miaramila vatany e
