BIKA MAODELY

1. xxx ( 17/02/2006 06:16)
Mba anontaniako ny nhevitrareo namana oa ny momba ilay fandaharana : "BIKAMAODELY" ao amin'ny TVM. izany re ka tena fangalana tahaka rano fotsiny ny PAZZAPA ny RTA hatramin'ny voalohany ka hatramin'izao. Ny Maha samy hafa azy dia ny iray manamboatra mpihira ary ny iray manamboatra : vehiavy tonga lafatra. Fa dia hala tahaka re izao....
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 15:50
2. fasaly ( 17/02/2006 06:35)
ka ny soa re fianatra fa tsy misy maharatsy izany a! kou tsy tsara ndray ve zany mba betsaka ny emmission ho jerena :wink: hummmm te hahita izany fandaharana zany zà fa ao am itiavako azy zany kou!:°)
3. xxx ( 17/02/2006 06:40)
Eny tokoa oa ! Efa ela aho no naika hiteny fa izao vao vaky ilay izy. Amiko indray dia zéro rehefa tsy manana ny maha izy azy. Aiza ko ! tao amin'ny PAZZAPA rehefa avy mihira ny mpifaninana dia hoe : " Fidio aho " raha tianareo izay nataoko "
MIala any koa ny BIKA MAODELY ko rehefa avy manao défilé miolakolana eo dia hoe : "Fidio aho raha tianreo izay nataoko" Ohatra fotsiny io fa sisan'izay oa dia copie conforme.
4. Fiffi ( 17/02/2006 06:47)
Manana ny cd-ny pazzapa aho ary tena tsy asiako kritika mihintsy aloha fa tena hitako fa mahavit'azy ny gasy eh! na dia mangalatahaka aza maninona moa ? arakin'ny filazan'i fasaly hoe "ny soa fihanatra" dia mba faly ery aho izany mahita fa tena nahavita kosa aloha ry zareo an!
5. maelys ( 17/02/2006 07:13)
tsy pazzapa ihany no alainy tahaka fa le emission top model usa an'i Tyra Banks koa.
fa mbola ho ela aloha eh oh tandrametaka be zany le izy oh fotsiny zao ny sary am tvm le defile en salle ndraindray maizimaizina zany
6. ari.malala ( 17/02/2006 07:17)
ie, hay koa nareo nahamarika an'izany! Marina fa soa fianatra fa tsy tsara anie ny manao dika mitovy be loatra e! maka tahaka fa manatsara angamba hoy ah..
7. mamzelkely ( 17/02/2006 07:21)
hay io emission fa ts mi-intéresser ana satri ôtrany zazakely dôly no hitako ao de ôtrany lasa ridicule zany ts we falin ny manaratsy za fa zay ny fahitako azy
8. majesty ( 17/02/2006 08:04)
tsy blem le mangala-tahaka less XXX fa tsy misy mpangala-tahaka ôtran'ndry kely maso fa zao ry zalahy efa ho tonga eo @ laharana voalohany era-tany eo @ ara-ekonomika.
9. lemenakely ( 17/02/2006 08:52)
aza adino fa ny tanjona kendren'ny haino amanjery iray dia ny taux d'audimat sy ny fidirambola en matiére de pub...ka raha izay ve moa no hitany fa mety tsy hitako izay olana
10. drap ( 17/02/2006 10:22)
ny ahy indray tena lé mpikarakara no koziko fa rehefa hanao zavatra na d haka tahaka aza d manao zavatra kitoatoa b ohatran'ireny fa d na enao mijery aza sorena. Ampianaro tsara aloha ny cameraman, hoe inona izany contre jour fa tsy sary tsy misy jerena no alefa @'io télé io
Mba olona matotra koa no mampanao formation f'angaha formena hanao "putes" ireo ankizy ireo no olona ratsy laza ohatr'ireny no mampianatra défilé!!!!!
11. petiterose ( 17/02/2006 10:47)
olona ratsy laza? fa iza izany olona izany ry drap?
12. sonwin ( 17/02/2006 10:51)
xxx:

Mba anontaniako ny nhevitrareo namana oa ny momba ilay fandaharana : "BIKAMAODELY" ao amin'ny TVM. izany re ka tena fangalana tahaka rano fotsiny ny PAZZAPA ny RTA hatramin'ny voalohany ka hatramin'izao. Ny Maha samy hafa azy dia ny iray manamboatra mpihira ary ny iray manamboatra : vehiavy tonga lafatra. Fa dia hala tahaka re izao....



Tsy misy maha-ratsy ny maka tahaka rehefa hita fa tsara sy meva. Ny PAZZAPA ny RTA koa ange ka tena mpaka tahaka sy naka tahaka mihitsy e, copie-coller mihitsy no nataony. Fomba fanao maneran-tany zany maka tahaka zavatra tsara zany.
13. fasaly ( 17/02/2006 11:13)
maelys:

tsy pazzapa ihany no alainy tahaka fa le emission top model usa an'i Tyra Banks koa.
fa mbola ho ela aloha eh oh tandrametaka be zany le izy oh fotsiny zao ny sary am tvm le defile en salle ndraindray maizimaizina zany


ka tsy maintsy tandrametaka ihany vao mivoatra ka!
na lay pazzapa aza ange i star academy e! fa hita ihany ny lesoka tam voalohany fa efa mba mandroso ho tsara foana kosa e!:°)
miainga am tandrametaka foana de avy eo tandra mipetaka zany e!

14. xxx ( 17/02/2006 11:34)
pazzapa = star ac
bika maodely = en voilà des manières ao @ M6
15. maelys ( 17/02/2006 11:38)
fasaly >> mampme ndry an aiza zao ze tandra mipetaka eo !!!:-D:-D
tsy nasiako resaka le pazzapa satria bika modely no resahana teto aloha klou fa le izy ne tena mampme be mitsy fa nareo mety misy tsy mahita eh
ny tiako tenenina hoe refa maka tahaka ihany de mba atao tsara eh
16. fasaly ( 17/02/2006 11:39)
ka atao haoana re! fa mba zara aza misy anzay a!
tamzà teany hitako velokoràna ery ny fianakaviana rehefa fotoana ny pazzapa iny, otran'ny star'ac ihany manitona mpijery bdb, kou inona no maharatsy izany e! mbà mahaiza wa mankafy lay kely zà mba hananantsika fa aza asiana tsikera foana fa zay no tsy mampandroso ange e!:wink:
17. fasaly ( 17/02/2006 12:47)
maelys: ka mbola tsy harifomba tsara nge lay gasy kekly e!:cry: fa rehefa harifomba tsara de handeha norme be io ka!
hihihi ka lay tandra mipetaka ange lay beauté ny sipa gasy mi participées ao malay bikamaodely e!:wink: (graine de beauté):-*
18. ari.malala ( 17/02/2006 13:11)
ko le izy aza tsy d malaza akory ko! ny TVM mintsy koa no tena efa ts d b mpijery tsony @zao ra ny fahitako anazy!
19. fasaly ( 17/02/2006 13:36)
:cry:
20. Veloo ( 17/02/2006 15:50)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2905