mitady namana vaovao

1. ygloo ( 17/02/2006 07:00)
(l):):!:
novalian'i yangipiso ny 31/10/2007 07:15
2. Fiffi ( 17/02/2006 07:33)
ygloo: namana daholo ny eto fa aza misalasala ,:-*:-*
3. Maholih ( 17/02/2006 08:03)

Hita oah,namana daholo marina ny eto ko inona ny mampisalasala anao.Sa namana ohatry ny ahoana aloha e,
4. petakorona ( 17/02/2006 09:21)
yee namana daholo e
5. ravakamalala ( 17/02/2006 09:49)
Oooddry veloo!! fa ndroky toa mitady hanary ny akoho taman trano!! :cry:
6. mamzelkely ( 17/02/2006 10:50)
fa anga ky io ry ravaka veloo aa ygloo io fa ts veloo:-D
7. lalasa ( 17/02/2006 12:14)
izaho koa mba mitady namana vaovao, satria
sambako izao no nahalalako ity site ity
koa te-hifanerasera aminareo aho
8. ravakamalala ( 17/02/2006 18:08)
oadray leity e! tsy hita fa efa miha antitra e! mitaky ny isan jaza fa aza omena tsiny.:°)
9. pissoa ( 17/02/2006 19:02)
ygloo sy lalasa, namana doly e :-*
Ravakamalala 8)8)
10. lapino ( 17/02/2006 19:38)
ravakamalala, mibada lela fotsiny koa ange de miova ny litera voalohany @ ps-nao e! :wink:
11. Herimiafina ( 17/02/2006 19:53)
Zah azo atao namana tsara! hehehehe:-D:-D
12. fiaritiana ( 19/02/2006 10:20)
omena kaly i Herimiafina vo mety ho namana !:-D:-D
13. ravakamalala ( 19/02/2006 10:42)
lapino >:oops: dia vao maika moa possessif be lé olona dia ampiany hoe ravakamalalako. hum!
14. mamzelkely ( 20/02/2006 06:01)
za ko afaka atao namana fa mila matotra be miresaka amika fa za mantsy somary setieuse be zay :^):-D:-D:-D
15. zim ( 20/02/2006 11:51)
te halala anao bebe kokoa aho
ra azonao valina ny mombamomba
anao
ra sitrakao de valio
16. tsimiavo ( 20/02/2006 17:17)
vao niditra dia efa nahita namana!:D:D
nono a! ary tô be resaka daholo ny rehetra:D:D:D:°):°)
17. coubah ( 20/02/2006 19:30)
zao coubah dia mitsakaraka kamarady boka majuna na tana na diego na tulear zao pare mamaly anareo ainnnnn!!!!ok
18. akamatiana ( 20/02/2006 19:51)
zah miavona ,, kizitina sns eeuhh!! fa ra matanty ho namako i ygloo d amby namako :-D:-D:-D

nono a! ary tô be resaka daholo ny rehetra
iza kou zany nono??:-D:-D ry tsimiavo
19. Herimiafina ( 20/02/2006 20:09)
fiaritiana:

omena kaly i Herimiafina vo mety ho namana !:-D:-D

Leeeeeeaza! Nambaran'i firitiana ny marina, hehehe=))
Iza no mahalala raha manana karazana kaly izy e?

20. lapino ( 21/02/2006 22:17)
ravakamalala:
lapino >:oops: dia vao maika moa possessif be lé olona dia ampiany hoe ravakamalalako. hum!

Henoy tsara àry aloo le zanapeo farany fa mibada lela koa ;)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2408