mitady namana vaovao
62. xxx
(
06/04/2007 06:48)
Fngah tsy azop recyclena ny taloha .Aza manary poulet de chaire tamatrano a!:cry::cry::cry:
65. epsedo
(
19/06/2007 17:20)
slt havako namako njakatiana io hira io atoilotro hoanao mogli! (ianao ve mpiambana ?)
68. ranjal
(
01/09/2007 10:36)
RANJAL no anarako , Raha ny marina dia sambany mihintsy aho vao miditra @ ity site ity ka tsy tena mbola mahalala ny lohany sy (andao hovaina hoe) rambony.
Te-hifanerasera amin'ny namana Malagasy mitovy amiko aho, te-hifanakalo hevitra, adi-hevitra raha mikendry ny hampandroso, ary @ lfiny rehetra izany; Politika, Fiaraha-monina, Fivavahana, sns... Vokatry ny tsy fahaizako tsara ny fitsipi-dalao anefa dia tsy iangaviako mba hanoratra aty amiko izay vonona ny @ izany. izao no adiresiko ranjal.ivato@yahoo.fr
Miandry anao am-pitiavana aho na tovolahy tahaka ahy ianao na tovovavy, ary na fity taona na firy taona na foko inona na foko inona )
(NB: aoka mba ho @ teny malagasy ranoray ny hifandraisantsika)