Fangalampiery
1. onjah
(
27/02/2006 18:51)
Iza ary no tena mahay fangalampiery indrindra ?
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 21:10
17. watafon
(
28/02/2006 07:47)
mamzel, sôtra na d zay fotsiny aza e!:-*:-* jamba mifampitantana zany
19. sonwin
(
28/02/2006 09:17)
onjah:
Iza ary no tena mahay fangalampiery indrindra ?
ilay elefanta niafina tao ambadiky ny voninkazo...anotanio ngeh i watafon e:°)
