Fangalampiery

21. onjah ( 28/02/2006 10:20)
lanto sy sonwin > =D=D

22. mamzelkely ( 28/02/2006 10:44)
kiiii vôvaly ve rangah le akamatatra:-D:-D:-D
23. lapino ( 28/02/2006 13:46)
:-D:-D:-D
24. watafon ( 28/02/2006 15:45)
kiiiiiiiiiiiii !! =))=))=))
25. Veloo ( 28/02/2006 15:55)
:°) inn mo no azo lazaiko intsony? :°)
26. watafon ( 01/03/2006 07:13)
mijery fotsiny refa tsy mahay k !!:roll:
27. mamzelkely ( 01/03/2006 09:03)
afaka manoratra ko ka:°)
28. kala ( 01/03/2006 11:57)
tena spekitatera fotsiny zà ê!:wink:
29. Fiffi ( 01/03/2006 15:47)
mbola izaho hiany ve aloha no nandresy ? :-D:-D:-D
30. bilakarenjy ( 01/03/2006 16:14)
dia mbola hampiako indray io fanontanian'onjah io hoe :ary iza no mahavita mihafina ela indrindra rehefa manao fangalam-piery ?:?::?::idea::idea:
31. Fiffi ( 01/03/2006 16:23)
:ary iza no mahavita mihafina ela indrindra rehefa manao fangalam-piery ?
izay tsy tratra dia mijanona miafina ao koh! de ialy mitady , mitady mandra-pahitan'ny boka azy koh! de lasa ela be
32. onjah ( 01/03/2006 18:55)
Tsy ny elefantan'i watafon ihany ve? sa misy hafa
33. Veloo ( 01/03/2006 19:05)
onjah a fantatro ---
ny parasin'i wata :-D:-D
34. sasa ( 02/03/2006 04:42)
:-D:-D:-D:-D:-D za himé fotsiny fa tsy mahay ny valiny
35. Fiffi ( 02/03/2006 08:41)
:-D:-D:-D:-D:-D Veloo: fa angaha lasa parasin'i waa indray no hanaovana fangalampiery eto ? :-D:-D:-D
36. watafon ( 02/03/2006 11:34)
=))=)) naninn ary no tsy hitan'ilay parasy le elefanta ? satria nafenin'i veloo sy Fiffi ary onjah !
37. onjah ( 02/03/2006 14:26)
=))=))=))=))
38. watafon ( 02/03/2006 16:36)
onjah, ary avoahy amzay le izy e!:-D:-D:-D
39. Veloo ( 02/03/2006 21:20)
:roll::-D:-D:-D
40. onjah ( 03/03/2006 15:26)
Tsy aty amiko intsony ilay izy ry watafon a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078